iza no handimby
1. diamondra27
(
28/09/2006 08:14)
tsy hoe akory mirary zava-dratsy olona, fa noho ny zava-bitany sy ny soa azo taminy sy ny fahaizany dia
lasa ny eritreritro hoe:iza no olona afaka handimby an'i Pr RATSIMAMANGA raha tonga ny fotoana tsy maintsy ialàny eto @ity tany ity.
lasa ny eritreritro hoe:iza no olona afaka handimby an'i Pr RATSIMAMANGA raha tonga ny fotoana tsy maintsy ialàny eto @ity tany ity.
répondu par Fiffi le 30/09/2006 08:58
3. pissoa
(
28/09/2006 08:36)
Ie - efa maty aza izy.
Iza no mandimby ary ? Ireo manao biotech na pharmaco angamba no afaka mamaly tsara :roll::-D:-D:-D
Iza no mandimby ary ? Ireo manao biotech na pharmaco angamba no afaka mamaly tsara :roll::-D:-D:-D
4. mandrindra
(
28/09/2006 08:56)
ie, efa lasa izy.
ny hoe izy no handimby dia ataoko angamba hoe tsy misy satrai ny olombelona rehetra dia tokana sy tsy voasolo. fa ny hoe iza no afaka hanohy ny asany angamba no tsara kokoa.
ny hoe izy no handimby dia ataoko angamba hoe tsy misy satrai ny olombelona rehetra dia tokana sy tsy voasolo. fa ny hoe iza no afaka hanohy ny asany angamba no tsara kokoa.
5. diamondra27
(
28/09/2006 11:05)
mandrindra: marina tokoa izany
iza no afaka hanohy ny asany:oops::oops:
booboo, pissoa::oops:;-);-)
ka iza le biotech?
Ny azy manko ange toa resaka ohatran'ny remède de grand-mère reny e! sady isika malagasy ange ka manankarena @ flore mihintsy e! azo anaovana fanafody daholo ny ankamaroan'ny herbe misy any amintsika

6. diamondra27
(
28/09/2006 12:03)
pissoa: biotech société fa ny tiako lazaina hoe:le olona ao @ société???
7. ANARIM
(
28/09/2006 12:10)
oupsss nievina zay ny maty any ampasana hihihi. Diamondra27 : an-draolombelona ny fikasana dia an'Andriamanitra ny fandaharana ze handimby azy eo e!
8. pissoa
(
28/09/2006 12:49)
diams, olona manao resaka biotechnology na pharmacology no tiako nambara ka :oops::-D
9. little
(
28/09/2006 13:21)
fa maninona no tsy maintsy olona manao biotech sy pharmaco no handimby azy moa????:?::roll: tsy azoko be tsaka ny afaka manolo azy ka.
mety efa ao mety mbola ho avy mety vao teraka androany zao! I Razafimandiomby na Rakotomandimby e!
mety efa ao mety mbola ho avy mety vao teraka androany zao! I Razafimandiomby na Rakotomandimby e!
10. pissoa
(
28/09/2006 13:32)
ngah nisy niteny hoe ireo no tsy maintsy mandimby azy ry little :roll:
11. mandrindra
(
28/09/2006 13:35)
izay mahalala aloha dia tokony hamelabelatra eto ny asa vitan'i ratsimamanga. amin'izay mety mazava kokoa ny lalana hitarafana hoe toa inona no karazan'olona afaka hanohy ny asany
12. little
(
28/09/2006 13:36)
io mbony io ko, tsy zany ve no dikan'io, azafady aza e. ny teniko ariana fa aza ny tenako.
13. pissoa
(
28/09/2006 13:38)
Sao dia hoe mamaly tsara no voasoratra teo fa tsy hoe mandimby azy :-D:-D:-D
Iza no mandimby ary ? Ireo manao biotech na pharmaco angamba no afaka mamaly tsara
14. little
(
28/09/2006 13:58)
Ka zay ilay mahatonga ilay fanamarinaha ko fa maninona foana no tsy maintsy ireo manao bitech sy pharmaco ihany no afaka mamamly sy " mandimby", enao anie mi-insinuer hoe biotech sy pharmaco amin;'io teny io e de hoy aho hoe fa maninona no ry zareo ihany?
fa alao tsy de hitaraikaina be izany e! mitovy ihany manko ny valiny, mety efa ao, mety vao teraka mety mety ho Razafy mety Rakoto. Mety ho enao mety ho izaho mety ho isika izao, iza no mahalala.
fa alao tsy de hitaraikaina be izany e! mitovy ihany manko ny valiny, mety efa ao, mety vao teraka mety mety ho Razafy mety Rakoto. Mety ho enao mety ho izaho mety ho isika izao, iza no mahalala.
15. pissoa
(
28/09/2006 14:22)
Tsy hitanao mihitsy ve ? Iza no heverinao ho afaka mamaly anao tsara (hadinonao io fa nampianao hoe handimby ... hafahafa :lol: ) kokoa raha manana olana eny amin'ny fitsarana ianao ... ny olona mahay lalàna ve sa ny olona tsy mahay lalàna ? Dia toy izay io ... :-D:-D:-D
18. little
(
28/09/2006 14:40)
wavelenght tsy mitovy fa Arabo sy Amerikanina miresaka ko, ny iray avy any ankavia no manoratra ny iray avy any ankavanana. nefa na izany aza :-*
tsy hoe iza no arabo de iza no amerikanina ndray an!!!!!! tsy any no tiako ahatongavana.
Mazotoa midinika e!
tsy hoe iza no arabo de iza no amerikanina ndray an!!!!!! tsy any no tiako ahatongavana.
Mazotoa midinika e!
19. diamondra27
(
28/09/2006 16:23)
little: mahafinaritra ny midinika ka
pissoa:afangaro @ le bio société akiale izy a! le momba ny cosmétique:oops::-D:-D
mety hanampy ihany @ fahalalany ireo olona ireo fa ny renibe ny renibe ny bebentsika ange ka mahay ihany koa ka sao de misy taranaka tokony mba hampita ny fahalalany nefa tsy manana moyens na ohatran'izany.
Ry zareo ao behenjy zao nanao ahoana ny fizotrany?
Misy mahay ve? Le hoe: manasitrana manao pansement @ anamamy sns...

20. lapino
(
28/09/2006 18:55)
Ny asan-dRatsimamanga misy manohy ka! Fa ilay maha "star nationale" azy no mety tsy misy mandimby. Ireo olona rehetra mampandeha ny IMRA ireo manohy ny asany daholo.
Anisan'izany izao Dr RAFATRO izay mitarika laboratoire fikarohana ao, isan'ireo vitsy maneran-tany manao fikarohana momba ny tazo.
Anisan'izany izao Dr RAFATRO izay mitarika laboratoire fikarohana ao, isan'ireo vitsy maneran-tany manao fikarohana momba ny tazo.