André RAKOTONDRANAIVO
1. lapino
(
25/09/2006 23:10)
Nahavita be tokoa io ramose io.
- Kajy fototra
- Fahalalana tsotsotra
- Fanabeazam-boho ny teny (tsy tadidiko fa boky malagasy)
- Kajy velona
Nameno ny fahazazan'ny maro amintsika angamba ny boky nosoratan'i André RAKOTONDRANAIVO Mpampianatra !!!!
Mbola misy mahavita ohatra an'ireny ary ve ny gasy amin'izao? :roll:

novalian'i lantoratsida ny 13/02/2018 12:20
2. vakiniadiana
(
26/09/2006 05:37)
Tadidiko tokoa io mpanoratra io, tena T3 ka hatramin'ny T5 dia toa bokiny daholo no nianarako, mbola velona ve izy ?
3. Fiffi
(
26/09/2006 06:19)
lapino:fa nahoana kosa no tsy hisy gasy hahavita an'zany ?:roll:
Mbola misy mahavita ohatra an'ireny ary ve ny gasy amin'izao? :roll:
4. lanto
(
26/09/2006 07:09)
lapino> nivadika teny frantsay ny fampianarana d mitanty ny vita vahiny fotsiny sisa :)
Ilay noky "à toi de parler" aza toa tsy ampiasaina tsony fa nandaniana vola fotsiny
Ilay noky "à toi de parler" aza toa tsy ampiasaina tsony fa nandaniana vola fotsiny
6. hery
(
26/09/2006 07:27)
pissoa> mety tsy nahatadidy :-)
Mbola velona Andre Rakotondranaivo (hatramin'ny volana marsa teo aloha :-)) Mbola manoratra boky.
Anisan'ny boky nosoratany ny autobiographie-ny hampahafantarana ny tenany apetrako etsy ambany.
Fa ny boky farany nosoratany angamba dia ilay hoe Parler rapidement le malgache nivoaka vao tsy ela.
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=850&ART=15950
Ito ambany ito ilay boky hoe Tolon'i Beloha
Rakotondranaivo, André. Tolon'i Beloha, na, Ilay forohana nosarihina tamin'ny afo Zak. 3:2 / André Rakotondranaivo.
Antananarivo: s.n, 2005. 104 p.
LC Control Number: 2006318092
Language: In Malagasy
Cover title
This is the story of the author growing up as an orphan and the struggles he went through to make something of his life.

7. vale
(
26/09/2006 09:47)
Lapino: zà nianatra t@ fanabeazam-boho ny teny, ary tena mora hampiasaina sy hianarana tokoa ny bokiny!!!
8. booboo
(
26/09/2006 10:36)
Ilay " kajy velona " ihany no tsy nampiasainay t@ bokiny. Fa ny Kajy fototra, ié. Ary ilay " tantara sy jeografia " iny koa ve izy no nanoratra azy ? T@ T5 no nampiasaina azy.
9. miangalyandria
(
26/09/2006 10:43)
Tadidiko tokoa ry Lapino, tsara tehirizina ireny boky ireny fa sao dia indray andro any tokoa ka velona ny hambom-po malagasy dia hoe ... aiza ny dikan'ito ???
10. lapino
(
26/09/2006 14:51)
lanto, izany tokoa angamba
miangalyandria, :D
Tamin'izany marina mbola voakolokolo ihany ny voambolana siantifika malagasy.
miangalyandria, :D
Tamin'izany marina mbola voakolokolo ihany ny voambolana siantifika malagasy.
11. dailynews
(
27/09/2006 23:45)
tokony hankalazaina izy noho ny zava bitany fa nahavita tokoa izy. inona moa no anaran ireny prix mety homena ireny ??? na chevalier de inona moa ..?
12. lapino
(
28/09/2006 19:14)
dailynews, toa efa nahazo an'ireny marika ireny izy ka. Fa tsy haiko hoe inona moa.
15. choupi47
(
24/08/2012 20:43)
Tena reharehan'ny tanindrazana mihitsy io ramose io. Olomanga nanasoa ny firenena.
Nianatra tamin'ny bokiny daholo ny génération-ko tany amin'ny primaire.
Kajy fototra ...
Nianatra tamin'ny bokiny daholo ny génération-ko tany amin'ny primaire.
Kajy fototra ...
16. choupi47
(
23/01/2013 17:52)
choupi47:
Tena reharehan'ny tanindrazana mihitsy io ramose io. Olomanga nanasoa ny firenena.
Nianatra tamin'ny bokiny daholo ny génération-ko tany amin'ny primaire.
Kajy fototra ...
Olomangan'ny firenena sady toa efa nahazo marika be sy voninahitra izy noho ny zavatra vitany raha tsy diso aho.
17. lantoratsida
(
13/02/2018 12:20)
Omaly tamin'ny vaovao aho ry zareo vao tena nahalala ny momba an'i André RAKOTONDRANAIVO. Mbola any izy ary 92 taona izao.Vao naomaka boky "fanabeazana ara-pitondrantena sy maha-olompirenena malagasy " hono izy izay nivoaka ny faran'ny 2017 teo. fa asa aiza no mety hahitana io boky oi. Faniriako ny hitafa aminy nefa asa aiza no mety hahitana azy sao misy mahalala?