Krismasy dejà

1. Jayaho ( 26/09/2006 13:16)
Mba andefaso scenario atao any ampiangonana @ krismasy ry reto a!!
novalian'i prime ny 13/11/2006 08:59
2. Fiffi ( 26/09/2006 14:28)
zah manana fa @ teny frantsay :(
3. tafita ( 26/09/2006 16:41)
Fiangonana Katol sa Prot , dia iza no hilalao azy , ankizy sa tanora .. .
Fa misy aty e
4. dailynews ( 26/09/2006 17:12)
iny volana desambra manontolo iny dia no tena volana tiako indrindra, indrindra fa ny somebisseby rehetra amin ny krisimasy, ny jiro miravaka sy ny zavatra rehetra miravaka, ny fivarotana miravadravaka sns...hmmm!!!!!..ary indtrindra indrindra ny ANTONY hanaovana fety krisimasy izay tsy hadino.....
5. prime ( 27/09/2006 09:44)
inona moa ry daily ilay antony??...
6. dailynews ( 27/09/2006 12:36)
prime:

inona moa ry daily ilay antony??...

ny antony dia hoe ny andro 25 dec dia mazava ho azy fa tsy tena io no daty nahaterahan ny mpamonjy teto antany saingy kosa dia andro efa natokana ho fahatsiarovana ny nahaterahany izy io, ary symbole ny fampahatsiarovana ny tena hoe efa teraka tao ampoko ve io mpamonjy izay atao hoe Jesoa io sa tsia ary raha tsia no valiny dia ny krisimasy dia fotoana tokony handinihina hoe ahoana ny fifandraisako sy io mpamonjy izay hankalazaiko io ny nahaterahany.
mahafinaritra be ary tiako be ny akanjo vaovao sy ny gana sy ny fety ary ny mamirapiratra be eny rehetra eny ary ny fanomezana samihafa saingy raha tsy tadidy ny antony ilay fotoana dia mampalahelo ihany.

7. vetsoko ( 27/09/2006 15:27)
sady affirmation ny finoanao an'i kristy tonga zaza ho famonjena ny fankalazanao ny nahaterahany,kristianina ianao izany,important io
8. Achia ( 27/09/2006 16:57)
Lioka toko 11 / 20 aza adino ny faha 25 ny volana desambra mba hankalazanareo ny nahaterahako
9. pissoa ( 27/09/2006 17:18)
Likoa toko 11 / 21 manorata ao amin'ny serasera.org amin'ny 27-09-2006 amin'ny 18:57 :-D:-D:-D
10. booboo ( 28/09/2006 07:25)
tafita > sokajy zaza sy ankizy ary tanora (protestanta). Misaotra mialoha.

Fiffi > alefaso foana dia re-misaotra mialoha.

11. prime ( 28/09/2006 13:22)
achia> sao d texte hafa no tianao lazaina fa zavatra hafa mihitsy ny lioka 11:20...:lol: (ahitsio aho raha diso)
fiffi> zà koa mila na d en français aza raha mety... misaotra mialoha...
booboo> f'angaha ianao ihany no jayaho?:lol:
tafita> zà koa mila sokajy rehetra raha sitrakao... misaotra mialoha...
Samy hotahian'Andriamanitra avy anie ianareo rehetra...
daily, vetsoko> misaotra anareo nanazava...:wink:
12. Achia ( 29/09/2006 08:40)
ary diso zany ty baiboliko ty :-D:-D
13. prime ( 29/09/2006 09:36)
Achia> :lol::-D:-D
14. dailynews ( 29/09/2006 13:36)
[quote=prime]

booboo> f'angaha ianao ihany no jayaho?:lol:

izay izany koh!!!



15. Jayaho ( 02/10/2006 06:36)
Tsy dia zava-behibe loatra na katôlika na protestanta fa mino an'i Kristy Jesoa d'efa iz!! Na teny frantsay na teny gasy dia alefaso fa tena sasa-miandry zahay e!! Ankizy 12-16 eo ho eo no hisehatra azy. TEna faly b zahay raha mampiomehy nefa mampisaina le izy!!Dia samia tahian'Andriamanitra e!!

16. Jayaho ( 02/10/2006 06:39)
Tsy dia zava-behibe loatra na katôlika na protestanta fa mino an'i Kristy Jesoa d'efa iz :wink:!! Na teny frantsay na teny gasy dia alefaso fa tena sasa-miandry zahay e!! Ankizy 12-16 eo ho eo no hisehatra azy. TEna faly b zahay raha mampiomehy nefa mampisaina le izy=))!!Dia samia tahian'Andriamanitra e!!
17. prime ( 02/10/2006 10:16)
Niverina in-2...
18. tianne ( 13/11/2006 07:45)
za ko reto mba mila lay scenario maika raha isy manana a.
19. prime ( 13/11/2006 08:59)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0791