Mpivady vao misara-toerana
1. xxx
(
26/09/2006 19:00)
Izany hoe mifankatia izy roa...
Handeha hianatra any ampita-dranomasina ny iray (1 na 2 taoana) de natao ny raharaha rehetra.
Aharitra ve ilay voady ny fanaovana? Sa resiny fakam-panahy.
Handeha hianatra any ampita-dranomasina ny iray (1 na 2 taoana) de natao ny raharaha rehetra.
Aharitra ve ilay voady ny fanaovana? Sa resiny fakam-panahy.
novalian'i mandrindra ny 02/10/2006 15:03
2. Fiffi
(
26/09/2006 19:19)
xxx:Nahoana moa no tsy haharitra raha tena mifankatia ?
Aharitra ve ilay voady ny fanaovana? Sa resiny fakam-panahy.
Amin'ny fomba ahoana no hahafantarana dien'zao hoe horesin'ny fakam-panahy le olona ?
Raha tena misy ny fitiavana ka nanaovana voady arahana fivavahana fotsiny mba tsy ho voatsembatsemban'ny fakam-panahy.
3. soanja
(
27/09/2006 05:24)
Ie haharitra raha tena mifankatia. Ny fakam-panahy misy foana ary tsy natao hahakivy.
ny fisarahan-toerana no porofo goavana indrindra hitako ho fandrefesana ny tena fitiavana. Rha hainao mandanjalanja an'io dia hilamina ny rehetra aty afara.
ny fisarahan-toerana no porofo goavana indrindra hitako ho fandrefesana ny tena fitiavana. Rha hainao mandanjalanja an'io dia hilamina ny rehetra aty afara.
4. booboo
(
27/09/2006 06:02)
Mety haharitra raha voafetra dieny aty am-boalohany tahaka zany ny fotoana isarahana. @ zay manko samy afaka manamboatra ny sainy.
Tsy fantatro na fakam-panahy no ilazana an'izany fa rehefa misara-toerana maharitra dia matetika tsy mi-évoluer miaraka intsony izy roa (samy manana ny fomba fijeriny, ny tanjony sns). Any no mila hamafisina foana raha tiana mbola hitohy ilay fiarahana.

5. pissoa
(
27/09/2006 06:47)
booboo:

marina ^:^^:^^:^:-D
6. fiderana
(
27/09/2006 06:54)
hotran'ny tsy dia eken'ny saiko loatra izany misara-toerana izany, aleo aloha tsy hatao ny raharaha raha izany, fa rehefa tonga avy any @ aleha totosaina ny rehetra, sao misy fivadihana ko,....marina ilay hoe:" lavitry ny maso,lavitry ny fo....."( Henri R.)
7. soleil
(
27/09/2006 07:48)
raha izaho manokana de tsy mety ary tsy ekeko ny mpivady vao misara-toerana
miombon-kevitra @ fiderana aho heo tsy tokony ho natao ny raharaha raha tsy efa tafaverina ny iray satria lasa " mariage " terena ihany satria tsy matoky ve na matahotra hoe tsy hahatana engagement ny iray ,fa na mpivady izy na tsy mpivady ka misara-toerana refa anjara sy natao hiaraka sy hifankatia de tanteraka foana ny fanirina fa tsy hoe andao aloha atao ny raharaha fa andeha ny iray , izany hoe amiko samy tsy matoky ny tena fitiavany izy zany ,hivady ve de tsy higoka akory ny fiainan-tokantrano de hisara-toerana ? efa sure anie fa efa fantatra alohan'ny fotoana hoe hisara-toerana koa naninona tsy niandry , hafa indray mantsy ny hoe tampoka ny fisarahana noho ny asa sy ny antony tsy miankina amin'izy roa koa

8. xxx
(
27/09/2006 09:12)
aza manao an'izany nreo za efa tratran'io ny ahy ary roa taona be zao fa tsy misy n'inona n'inona fa
mivady soa-amn-tsara
mivady soa-amn-tsara
10. fiderana
(
27/09/2006 11:29)
hevitra ny ahy iny xxx fa, tsy voatery ho marina @ rehetra, satria ny anao mety izao, tsara izany ary nilaza ny faharetana teo aminareo roa sy nifamatorana @ lafiny rehetra, indrindra eo @ lafiny firaisana ara-nofo,hilana herin-tsaina manko xxx io raha iray io,dia ianao mahalala tsara ny tiako holazaina, ka raha izaho tsy ahatana izany mihitsy izany no nolazaiko hoe aleho aloha tsy hatao fa rehefa vita izay hatao any tohizana.
11. dailynews
(
27/09/2006 13:25)
tsy haiko aloha e, angamba noho izaho tsy teo amin' ny toerany fa raha ny handehanan ilay olona no hanaovana fanambadiana dia hitako tahaka ny hoe andao hifamatotra dia ho hita eo ny tohiny...
manantena anefa aho fa hahatohitra ny fakampanahy rehetra izy ireo ary hilamina soa amantsara avy eo dia tsy nanenenana ilay nifamatotra.
raha izaho manokana dia tsy mbola tokony hametraka zaza izy ireo fa miandry anazy miverina aloha.

12. fiderana
(
27/09/2006 15:44)
Ka izay ilay nolazaiko hoe matotra tsara daily, fa izaho na serieux ary misy raha tsy mampilamina ahy ihany raha ho tonga amin'izany, fa raha misy toromarika azo hatao ry namana lazao fa tsy vitako aloha raha izao no tojo an'izany ê!
13. pissoa
(
27/09/2006 16:18)
Dailynews, ary raha tsy raisina hoe fifamatorana ny mariazy fa raisina zavatra hafa kokoa? Ohatra hoe fahamatorana, fanehoam-pitiavana, fifampitokisana ... betsaka e.
Ilay fifamatorana mantsy toy ny hoe Kiiiii - io ve nama mba misy fakampanahy de zah tsy afaka mankeo fa nifamatotra ... eo ilay mampanenina :cry::-D:-D:-D
Fa ilay fahamatorana indray toy ny hoe ... Eo ianao ry fakam-panahy no raisina fa zah ngah hanantona ! Ny ahy efa fantatro ny tiako :roll::-D:-D:-D

14. dailynews
(
27/09/2006 23:15)
pissoa> eny ary e, tsy maninona fa marina ny anao tsy famatorana fotsiny io fa midika zavatra lalina be araka ny voalazanao...ilay famatorana mantsy tokoa dia tahaka ny negatif loatra anefa ny mariazy zavatra masina sy marina sy ny zavatra nambaranao sns........
fiderana> ie mila matotra tokoa izy ireo araka ny voalazanao, fa dia miombokevitra aminao anie aho hoe tsy tokony natao ny raharaha raha tsy niverina izy... raha tena izy ilay izy dia miverina soa amantsara ry zareo rehefa miverina, rehefa tsia moa dia atao ahoana moa fa mba fantatra dieny mialoha.

15. tywa68
(
01/10/2006 11:32)
tsy haiko aloha fa ny fisaraha-toerana mazàna dia tsy mora ary be ny zavatra mety hitranga !!! raha tena tia dia afaka tsy nivady, fa rehefa hoe vita fianarana ohatra vao nivady @izay, @izay miaraka ohatran'ny mpivady !
16. fiderana
(
02/10/2006 09:08)
Dia mampahery ireo voatery hisara-toerana tsy fidiny ny tenako, hatao ahoana fa izay no lahatra, na dia vao vita ary ny mariage ê!
17. tisera
(
02/10/2006 09:34)
amiko rehefa tena tia dia afaka misedra ny olan'ny fisarahan-toerana : tenenina anefa io ka mora . Izaho manokana aloha efa niaina an'io an-taonany maro fa dia mila fifampitokisana , fikolokoloana ny fifandraisana ireo rehetra ireo mazava ho azy fa mifototra @ fitiavana mba hialana @ lavitry ny maso ; lavitry ny fo.... fa dia mankahery izay tsy maintsy misara-toerana !
18. mandrindra
(
02/10/2006 15:03)
dia mandritra ny roa taona tsy mifankahita fa mifanoratra fotsiny, dia samy mitantara fa tena tsy namitaka ny andaniny sy ny ankilany fa namita tena tamin'ny tanana daholo. dia rehefa avy eo mahazo mifankatia be indray , efa elabe mihitsy ianao no tsy hitako, mbola môla be aminao zah, ianao ihany no tiako .....
hitohy ihany ny tanatra
fa tsy maintsy misy foana ny ecart
hitohy ihany ny tanatra
fa tsy maintsy misy foana ny ecart