Izao izany ny hoe mihanika hazo an!

1. lemenakely ( 26/09/2006 19:18)
Tandremo aza ianarana sao maratra! ny entana efa hita mbola mianjera koa en plus:°):°)
http://www.dancehallreggae.com/imageview.aspx?ImageID=16148
novalian'i ninih ny 06/10/2006 13:20
2. Fiffi ( 26/09/2006 19:31)
mba milalao manao tahaka ny singe kosa izy koh! :-D:-D
3. sipagasy ( 26/09/2006 19:50)
mmhhh, mba tsy matahotry ny ho lavo avy eo klee
4. booboo ( 27/09/2006 06:15)
mihanikazo marina !
5. pissoa ( 27/09/2006 06:49)
:-D:-D:-D
6. mandrindra ( 27/09/2006 08:55)
:@:@
7. vale ( 27/09/2006 20:40)
:roll:dia mba in hono ny tiany hatao @zao:roll::-D:-D:-D
8. Fiffi ( 27/09/2006 20:53)
eny tokoa hoa ? :roll:
9. fens ( 28/09/2006 04:55)
neverko fa le mihanikazo ray kay tsy izy! hahahah
10. Fiffi ( 01/10/2006 20:26)
:-D
11. ninih ( 02/10/2006 13:36)
tena tsy mampite hianatra kosa aloha e!
12. Fiffi ( 02/10/2006 19:31)
f'ita hoa eh !
13. ninih ( 06/10/2006 13:20)
fa io izany aloha ve ny fomba fihanihana hazo moderne e! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4696