conseil pour obtenir un regroupement familial vers la france

1. xxx ( 26/09/2006 13:08)
Bonjour,
je suis ici en france, je suis enceinte et je me suis separé de mon mari.helas, je suis tte seule ici en france.
J'ai besoin de ma mere pour m'aider et m'assister pendant mon accouchement mais c'est tres difficile pour elle d'obtenir un visa
Pouvez vous me donner un conseil car j'ai peur de rester seule ici, si par malheur il m'arriverait qlqchose pendant mon accouchement, j'aurai personne pour s'occuper de mon bebe , il va etre pris par qlq que je ne connais meme pas alors que ma famille est à mada.
Merci pour votre conseille
novalian'i Fiffi ny 11/10/2006 05:43
2. Fiffi ( 26/09/2006 16:41)
hummmm! io aloha de mampalahelo fa toa tsy hahazo an'io regroupement io ianao an! Ny lalana navoakan'i Sarko de tena henjana be mihintsy ! tsy hoe mi-décourage anao aho fa tena nianjera ao anatin'ny adin'i Sarko ny zavatra manjoa anao fa na izany aza ki ne riske rien n'a rien fa de hataovy hiany ny fangatahana fa iza no mahita sao mba...
Sady hoe fiterahana ve no hanaovana fangatahana ? hummmm ! nisy olona vao natao mariage aza , zanany tokana zao tsy nahazo mihintsy izy.
3. sipagasy ( 26/09/2006 18:59)
mmhh Fiffi henoko iny mariazy zanaka tokana iny fa nisy antony tao kannn,
4. xxx ( 27/09/2006 08:22)
mba ampio ryreto an
5. andry08 ( 27/09/2006 12:07)
Ny olona anie mety hanome anao hevitra fa ny teny farany dia eny @ ambassade de france eny Ambatomena e!
6. dailynews ( 27/09/2006 13:04)
raha tonga mamanareo dia miravina ny olana.

raha tsy tonga izy, ny fianakaviandrangahy ve na dia nisaraka aza ianareo dia hanary anao ihany koa? na ny namanao? sa dia tena tte seule be mihitsy ianao araka ny nolazainao? hmm......dia na dia izany aza ve dia tsy misy namanao ao frantsa na dia iray aza???
ary raha ilay frais tokony handehanan' i mamanareo any no hiantohana namanao avy ao frantsa avy any @ ville hafa mba hamangy anao rehefa teraka na dia roa andro fotsiny aza? sa tsy ianao no miantoka an i mamanareo?.....mila olona anefa ianao hikarakara anao indrindra fa ilay vao avy teraka.
mba lazao eto aza hoe aiza ny ville hipetrahanao sao dia mba ny iray amin'ny namana eto amin' ny serasera mipetraka eo amin'ny ville izay hipetrahanao dia mba afaka mamangy anao na dia indray andro aza manampy kely.
tsy hitako izay lazaina anao mihoatra izay fa entiko ambavaka kosa ianao anefa. efa ni-promettre aho dia hanao izany. mahereza aza manao reraka loatra.
7. Fiffi ( 27/09/2006 20:54)
xxx:
mba ampio ryreto an
fa aiza tokoa ny misy anao ry xxx ? sao marina ka misy namana afaka manampy anao raha mifanakaiky .


8. xxx ( 28/09/2006 12:26)
Tsy maintsy hoe regroupement familiale angaha fa tsy mety raha toa ka tourisme na visite de famille fotsiny ?

Mitovy @ izay voalaza ihany, angaha dia tena tsy misy olona fantatrao na mifanerasera aminao mihintsy manodidina

Somary pessimiste be ny fahitako anao , mety ho diso aho fa somary mba amboary kely ny saina hoe "mandeha io e" .

Misy option hafa raha dia tena ny ho eo anilan'ny fianakaviana no tianao rehefa miteraka (hoe tena tsy tantinao ny miteraka irery) : raha mbola tsy tara dia mandehana any M/car miteraka dia entourée n'ny fianakaviana tsara
9. velosoa ( 28/09/2006 14:47)
Mitadiava namana any ankaikinao any dia mangataka fanaamiana sûr aho fa mahita naana afaka ahanampy ianao raha mitady il faut être courageuse.
10. booboo ( 28/09/2006 14:51)
mba lazao eto aza hoe aiza ny ville hipetrahanao sao dia mba ny iray amin'ny namana eto amin' ny serasera mipetraka eo amin'ny ville izay hipetrahanao dia mba afaka mamangy anao na dia indray andro aza manampy kely.


fa aiza tokoa ny misy anao ry xxx ? sao marina ka misy namana afaka manampy anao raha mifanakaiky .


11. Fiffi ( 28/09/2006 19:15)
xxx: aiza enao eh ?
fa zay hoa eh! hasaivo tonga aty zany ny mamanao fa en tourisme de mba afaka mijanona 3 volana c'est mieux que rien.
Na raha tsy izany de mba lazao hoe aiza no misy anao fa misy ny namana vonona hanampy anao an!
12. chipie1 ( 29/09/2006 07:36)
ary aiza aza i xxx ?
13. xxx ( 29/09/2006 12:46)
eto lille za
fa mamanay mitsy no tiko ampiteraka ana
de tena mila fianakaviana zany za fa je me sens seule
ny @ vadiko tsisy hevitra tsony
14. dailynews ( 29/09/2006 13:14)
xxx an> tsy maintsy mijery ny planina B ihany ianao raha toa sanatria tsy tonga i mamanao. jereo ny namanao manodidina ao lille, fantako hoe be gasy ao saingy kosa ny namana eto amin ny serasera ve misy avy ao?
15. andry08 ( 29/09/2006 13:23)
any hono izy e!Ka hataovy izay mety re e!
16. Fiffi ( 29/09/2006 17:19)
xxx:
eto lille za
fa mamanay mitsy no tiko ampiteraka ana
de tena mila fianakaviana zany za fa je me sens seule
ny @ vadiko tsisy hevitra tsony
xxx: ka mba jereo hiany raha toa ka tsy possible ny fahatongavan'ny mamanao eh! na ny fianakavianao eh!
Raha tsy afaka ary ry zareo de ahoana ? tsy mety raha ohatra hoe namana no tonga hanampy anao ?
Raha mety de rahoviana ianao no tokony teraka ? sao manko mba misy afaka mankany hiany !


17. titis ( 02/10/2006 21:40)
Fa lille aiza ho aiza aky zany sao mantsy tsy de lavitra ny bretagne ka na zah aza afaka hanampy andry?
18. dailynews ( 02/10/2006 22:59)
tsara fanahy be titis fa dia miankina amin i xxx sisa izany.
19. xxx ( 02/10/2006 23:24)

lille four de mons no misy ahy. ra misy afaka tonga dia faly mihitsy aho fa tsy irery.
ilay vadiko dia afrikanina ka tsy manaiky ny fianakaviany.
20. dailynews ( 03/10/2006 13:34)
xxx dia mba omeo kosa ary na dia anaranao eto @ sera mba hahafahan'ny namana izay afaka ny handeha manoratra ho anao any amin ny hafatra e. raha tsy hoe angaha ianao no hanoratra ho azy ireo aloha. efa io izao titis....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1262