conseil pour obtenir un regroupement familial vers la france
22. xxx
(
03/10/2006 14:03)
Misy tsy mazava : ery ambony ianao milaza fa "je suis enceinte et je me suis separé de mon mari.helas, je suis tte seule ici en france."
Dia eto ambany ianao milaza fa ilay vadiko dia afrikanina ka tsy manaiky ny fianakaviany.
Sa tsy mifanipaka izany fa izaho no tsy mahazo resaka . Sao dia mampiresaka fotsiny ?

23. Fiffi
(
03/10/2006 16:56)
xxx: mba mazava kosa ny zavatra nolazain'i xxx eh!
Toute seule hono izy nahoana ? ny fianakavian'ny vadiny tsy manaiky azy satria afrikanina !
Tsy hiditra à fiainan'i xxx aloha aho fa mety zay no nahatonga ny vadiny afrikan nisaraka taminy noho le zaza sa nohon'ny tsy naneken'ny fianakaviany anao ?
Fort de Mons Lille ? betsaka hiany ny namana mipetraka any !

24. xxx
(
10/10/2006 08:47)
tsy afrikana zany ny vadiko fa frantsay, tsy za io manoratra ambony io
ny zvt angatahiko dia conseil na contact nà assistante sociale
merci d'avance

25. Fiffi
(
10/10/2006 19:33)
tsy fantatra intsony koh zay marina @ zao xxx zao an!
Raha tsy enao io hoe afrikanina io ny vadinao ka mitady fanampiana ianao ka mba valio ary izahay eh ! fa aiza no misy anao ?
Possible hoe misy namana mipetraka akaiky anao any raha mila fanampiana ianao ! Raha assistante sociale indray no tadiavinao tsy ny namana eto mihintsy no afaka hanoro anao an'io fa mankanesa any @ mairie misy anao ! na any @ ddass !

26. dailynews
(
10/10/2006 22:31)
ka tsy hay intsony izay marina eto izany tsinona koh..ianao tsy miteny hoe iza ianao, sady eto anie tsy misy tena anarana izany akory fa pseudo e...zao izao tsy fantatra intsony hoe inona ny marina ary iza no iza. de ahona zao??
27. Fiffi
(
11/10/2006 05:43)
dailynews: zay indrindra manko akia an!
xxx: heritrereto kely ange hoe tena misy namana te-hanampy anao de ahoana ? tsy indifférent @ zany olana zany ange ny namana fa mba te-hanampy eh! nefa zao tsy fantatra intsony zay marina ......