Les bailleurs de fonds : « Complices de M. Ravalomanana »
3. besoiiin
(
21/09/2006 16:48)
vao mahita ilay titre lagazette aky za dia tsy te hamaky a...:D:lol:
5. fijo
(
21/09/2006 21:54)
izao le izy e.tsyitandry zalahy intsony izay lazaina.dia enjehany daholo izay manampy an dravalo.fa raha ry zalahy anie no eo,mandohalika ireo vao mahita ny mpamatsy vola e.
6. besoiiin
(
22/09/2006 08:30)
fanja1> ny ahy ny mamaky an'io lagazette io no tena mandreraka anah! karbônetra sy levure dôly no ao...
10. Simpona
(
23/09/2006 09:08)
fanja1> ny ahy ny mamaky an'io lagazette io no tena mandreraka anah! karbônetra sy levure dôly no ao...
Tena marina io, kôzy io, rha olona any am-pita tsy mahita ny eto dago no mamakyio gazety io dia mieritreritra hoe i Madagasikara no firenena mahantra indrindra ary tena anaty lavaka sy korotana tanteraka.
13. fijo
(
27/09/2006 21:58)
soa fa hay izany kle.ary raha manao mpanamboatra levura indray ry zalahy e???sa,,,,
14. mandrindra
(
28/09/2006 13:50)
ho levon'ny ataony miadana eo ihany io ka. rehefa zatra miteniteny foana anie ho kobon'ny mpamaky e. dia avy eo tsisy mividy intsony dia lazaina fa ny situation ekonomika no tsy mampandeha ny gazetindry zalahy.
16. raygasy
(
02/10/2006 14:31)
ny gazety dia fitadiavana vola koa e!koa refa tsy manao analyse fa mino izay lazainy dia lasa mihevitra hafa toy izany e!...
17. Simpona
(
02/10/2006 16:43)
raygasy> Marina fa fitadiavam bola ny gazety fa raha hanapiozina ny sain'ny tsy mahalala kosa dia tsy rariny. Fitadiavam-bola amin'ny fomba Maloto.
Voalohany indrindra dia tokony ho fitaizana ny gazety, fampianaranana ary fampahalalambaovoao (Vaovao Mitombina izany)
Fantaro fa tsy n olona mamaky gazety rehetra no manana fahaizana mandalina sy mamakafaka toa anao. Raha vokisana hevitra be karibonetra izy nefa tsy mhalala dia mba mapalahelo ihany