baiboly.org : niverina ny fikarohana

1. lapino ( 22/09/2006 05:07)
Niverina indray ny fikarohan-teny ao amin'ny baiboly.org, isaorana ny mpikarakara aloha
Fa ilay baiboly azo telecharger-na kosa no tsy ao indray.
novalian'i prime ny 26/09/2006 10:40
2. diamondra27 ( 22/09/2006 09:12)
misaotra e!
3. jentilisa ( 22/09/2006 16:59)
Tantarao ny fandehany ary e!
4. lapino ( 22/09/2006 17:06)
Tsy fantatro izay fandehan'ilay alalana tany na ahoana na ahoana, fa nandalo kely tao aho aninkeheo, dia ... niova loko (look) aloha ilay vohikala, fa efa nandeha koa ilay fikarohana.
5. diamondra27 ( 23/09/2006 12:19)
:-w:-w
6. diamondra27 ( 23/09/2006 12:25)
lapino: mandeha tsara doly ny rehetra e!

de lasa mnaga mnga ny lanitra le look;-);-)

de mazotoa daholo ary mamaky teny ô

:-*:-*:-*:*:*:*:
7. xxx ( 24/09/2006 08:17)
hihihh:D manao bizz an'i lapino diamondra27:-D satria nahazo baiboly V?
8. pissoa ( 24/09/2006 10:20)
liana be i xxx :-D:-D:-D
9. pissoa ( 24/09/2006 10:21)
Ooops, liana amin'le baiboly no tiako nambara teo :roll::-D:-D:-D:-D:-D
10. diamondra27 ( 24/09/2006 15:45)
xxx: ze fandraisanao azy eo e!
enao koa nge afaka manome bizoroka e!
11. hery ( 25/09/2006 14:31)
diamondra> efa nanome foana izy taloha :-)
12. prime ( 26/09/2006 10:40)
fa fifaninana bizoroka v ity lohahevitra ity ôôôô...:°):-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1002