mba tahaka ny ahoana?
1. Aino
(
21/09/2006 10:44)
raha ianao kay mitia na mifidy vhv na lhl @ ilay tianao dia tahaka ny ahoana?
ny halavana, endrika,tohetra,vatana,habe,fomba sa inn no tena hitiavanareo azy?

novalian'i Kamoufle ny 22/09/2006 08:20
2. ikalakintina
(
21/09/2006 10:56)
ny endriny alou oe mahafinaritra de avy eo ny toetra, nefa misy tsy de mahafinaritra ny tarehiny sy ny endriny nefa tsara toetra an!
3. Aino
(
21/09/2006 11:29)
ikalakintina ie ary misy ny tsara endrika sns, fa tsy ao mihintsy ny tohetrany.
4. fiderana
(
21/09/2006 11:39)
ny ahy vhv tiako dia
halava=1m68 eo na 1.70, tsara bika,lava volo,tsara fanahy, maontina,tsy dia mora tezitra,nahita fianarana,.........asa aho raha ahita an'izany, fa izao raha tsara toetra sy tsy dia mahasosotra ny tarehiny ary mahay ka mifanaraka izahay dia tikou foana.
izay moa no tokony hovalin'ilay fanotaniana?

6. mandrindra
(
21/09/2006 12:24)
vakiniadina, ao antinn'y tadiavina io fa tsy hay raha tsy efa tany. noho izany safidy tonga aty aoriana io fa tsy amin'ny voalohany.
7. fens
(
21/09/2006 12:30)
Aino:
raha ianao kay mitia na mifidy vhv na lhl @ ilay tianao dia tahaka ny ahoana?
ny halavana, endrika,tohetra,vatana,habe,fomba sa inn no tena hitiavanareo azy?
tahaka ny olondrehetra de ny maso kalou no mijery de zay vao mandinika ny saina ary amndre ny sofin!
Dikan'zay de oe mety miovaova le critère fa le saina mandinika no tena mitondra io araka ny hevitro!
8. Aino
(
21/09/2006 13:03)
ikialakintina
ka tahaka ny sarotra anie ny ahita any iznay dedavinao izany eh tahaka ny perfect be manko izany izany raha toaka samy ananany dol!!
ary ilay maontina indray aloha dia samy manana ny fombany iny, misy ny olona sasany mody maontina be nany endrika nany fitafy fa ny ao ambadik'izay dia hafa, ary masoko no nahita.

9. dolby
(
21/09/2006 13:11)
Raha amin'ny ankapobeny ( fa mety misy exception kely ndraindray)
Tarehy : maranidranitra, kelikely vava, fotsy ny fihodirana (matetika), maso antonony fa tsy kely loatra. Misy cas exceptionnel ndraindray :-)
Halavana : tsy dia sarotiny rehefa tsy mihoatra ny 1.80m
Vatana sy Habe : antonony , tsy matavy be nefa tsy mahia loatra.
Volo : Miloko mainty na fohy na lava tsy dia mampaninona.
Toetra : Ilay somary mampifila kely ireny fa tsy ilay manaiky be fahatany reny. Dia vhv maneho ny heviny sy maka initiative fa tsy miandry tolorana. Tsy dia an'ilay be resaka be reny koa.
Fiakanjo : Tsy tia an'ilay masina maria be manao zip lava be sy mirandrana ireny (miala tsiny raha misy sendra an'io) fa fiankajo manara damaody mihaja nefa tsy degany be koa (Ex: kiraro be vodi-tongotra be )
Zay ngamba le ;)

10. xxx
(
21/09/2006 13:26)
ny endriny ivelany alo no jerena voalohany, satria iny ho ho hitanao andro aman'alina eo ka raha tsy maharesy lahatra anao sy ao amin'ily tadiavinao iny dia tsy aharitra io resaka io,
avy eo miditra lalindalina kokoa
fotom-piaviany: olona hakanao taranaka tsy maintsy mba jerena ihany zay lafiny zay
ny teotrany: mazava ho azy fa tsy fatritran'olona no nde hiarahana
ny farim-pahalalany: sao tsy mifanentana loatra ianareo roa, ka hanahirana ny "communication"
ny finoany: za mihinan-kisoa, izy sao tsy mihinana
de mbola afaka tohizana amin'ny zavatra maro samy hafa
fa zao no tsarovy tsy misy ny tonga lafatra fa raha mahita ny 70% na 60% amin'ilau idealinao ianao de kolokoloy ho tonga 99%

12. gerrako
(
21/09/2006 13:31)
ny anako alou, raha vao mandigana be ny fitafy (punk, kiraro lava orona, percing eo @ maso ...) dia efa miemotra daholo ny rehetra. dia avy eo ny fijery midika be de be.
13. fiderana
(
21/09/2006 14:40)
hoy i vakiniadiana:
Lohateny : Re : mba tahaka ny ahoana?
ary ilay mahay zavatra nga tsy ao anatin'ny tadiavina ?
hoy za:
-miara- manome filling, fa raha tonga io filling io dia ho hitanao fa ho lasa hoazy ny rehetra izay tsy ho heritreretinao ankory hoe ahoana.

14. Aino
(
21/09/2006 16:57)
gerrako fa raha toaka indray ny akandro fotsony no hafa fa ny sisaky izay mba ao ihany.
raha ny ahy aloha dia.
ny endrika aloha, fa iny manko no masarika any rehetra voalohany. tsy de hoe mifidy any le tena ao hireny koa fa rehefa mba azo azo dia ea mety, manaraka ny tohetrainy ny fomba hoetiny miara mihaina ny manodidina, ravo le reny somary mangingina tsy de miresaka na koa miavona sns madinidinika hireny dia hoatrany tsy de tiako laotra izaho manko be resaka sy be vazivazy ihany ka ny tiako koa de mba mitovy.
ny hakaotra izay de raha tena tia ahy marina vao maika tsara, ary hita eny hivelany eny mihintsy ny marika manambara any izany!!
raha fomba fiakandro sns indray dia samy manana ny fomba hitiavany tsirairay avy, tsy dia iny laotra manko no mitondra azy fa ny saina amampanahy.

15. miangalyandria
(
22/09/2006 03:58)
Ny ahy ireto tsy haiko mety izaho no sampona, ny tongony aloha no jereko aloha raha vao ao amin'ny ilako azy io dia mandeha ho azy ny rehetra !!!!!
16. Kamoufle
(
22/09/2006 08:20)
Ny ahy fidiako daholo , fa manao période d'essaie dia embauché ko en CPE (contrat premiere embauche)
ka rehefa tsy miady dia licenciement sans motif ny tchatche......:P:^)