fanovana ny rafi-panambeazana

1. niny ( 21/09/2006 14:31)
Tsy miankina loatra @ fanovana ny rafi-mpampianarana ny fahombiazana azo eo @ fanambeazana ny zaza malagasy ,ka raha atao 5taona io na atao 7taona raha mbola mbetsaka ny effectif par classe d mbola izao ihany ny zava -mitranga, vao maika ange miha tsy mahay ny mpianatra @zaoe , io fahabetsahan'ny ankizy isaky ny kilasy no tokony ho jerana akaiky mba ahafahan'ny mpampianatra manaramaso azy ,
2. ravakamalala ( 21/09/2006 15:15)
firy izany betsak izany ry niny?

za koa nahita tam gazety hoe tena midina ny fari pahaizan ny ankizy malagasy satria toa nidina ho 7 ny naoty takiana ahazoana ny bakalorea!
3. lapino ( 21/09/2006 15:21)
ravakamalala:
toa nidina ho 7 ny naoty takiana ahazoana ny bakalorea!
An ?! 8O


4. pissoa ( 21/09/2006 15:32)
Inn an ? :roll:
5. booboo ( 21/09/2006 15:42)
:-D:-D ouz oe " an ?! " :-D:-D:-D.
6. pissoa ( 21/09/2006 15:49)
ka tsy henoko tsara fa njy koa tssss :oops::oops::oops::-D
7. lapino ( 21/09/2006 15:52)
booboo, :-D:-D:-D:-D
8. ravakamalala ( 22/09/2006 12:02)
eny ho a! hitako tam gazety io , hoe misy siosion dresaka mandeha hoe nidina ambany be mihitsy ny mpitsara tamin iny taona farany iny nitsara ny bakalorea! na za koa aza mba gaga hoe tena grvy izany, raha tsy gazety no nahitako an io tsy nasiako maodiny!
yes!
9. xxx ( 22/09/2006 12:27)
Tena mba tsy lasa kosa izany hoe midina 7/20 izany dia omena bacc:roll:!!!!!
10. lapino ( 22/09/2006 16:10)
Sao dia mba 9,7 kosa izany?
11. ravakamalala ( 22/09/2006 16:23)
tsy possible hidina 9.7 satria 9 aza mbola mahazo deliberation tam andronay! Tena 7 hoa fa andraso jinereko( :-P ) indray ilay gazety nahitako an'io, efa ela aloha izay fa zahako, dia raha hitako tanteriko etoana! :°)
12. lapino ( 22/09/2006 17:12)
9.7 izany aza ve tsy efa tafidina ihany? tahaka ny tsy mino aho kle, ... fa miandry etoana :D ihany raha hita ilay gazety. (Hmmm, mba firy ary ny naoty malagasin'i ravakamalala ity tamin'ny bac ?.... :wink: )
13. ravakamalala ( 23/09/2006 11:17)
tamin ny andronay le rotaka be dia nampidina ho 5 mihitsy ny fitsarana, fa za aloha afaka e! :°)

mivaona ndray le resaka...ka i niny koa tsy hita ntsony hifampiresahana ko!
ny nanontaniako an azy teo hoe firy izany betsaka izany ny iray lakilasy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2745