Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
boubounezy ( 14/09/2006 21:25)
MENU DU JOUR
aioli au poisson spécialité marseillaise izy io manao mayonnaise no tena tsara fa mba tsy anasairanana tena dé mividiana mayo efa vita dé totoy ny tongolo gasy alaivo ny parsil dé teteo madin... tohiny
pissoa ( 14/09/2006 21:18)
Hira misy hoe ...
Salama daolo Mba mitady ny lohanteny - tonony - ary ny mpihira ilay hira misy hoe [i] Mivavaka amin'ny Ray, hahatonga antsika ho iray Ny lahatra Azy, vinavina no ety; Hivavaka aho ho anao. ... tohiny
novalian'i pissoa ny 30/09/2006 15:32
bmw307 ( 14/09/2006 20:31)
inona no mahatonga ny olona ho sarotiavina
misy olona anankiray ohatra mba tena tian'ilay olona anankiray ,nefa de tsitian'ilay olona izay ho tiavina ny hotiavin'iny olona iny? TENA MAHAZENDANA !... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/09/2006 07:24
helitiana ( 14/09/2006 20:09)
sa izaho no zefa
Tsy azoko mihitsy fa tsy hitako intsony indray ilay soratra hoe tononkalo tetsy ankavia tetsy fa nankaiza e?hafahafa an!:?::?::?:... tohiny
novalian'i fille ny 20/09/2006 16:12
JOCH ( 14/09/2006 18:55)
IZA AVY NO HOVONJEN'ANDRIAMANITRA?
Samy manao izay sai-patany ny olona mba ho tonga olomboavonjy fa ny ahy ity misy hafatra avy amin'Andriamanitra ambarako amin'izay mahay mihaino sy mitady an'Andriamanitra. koa mangataka izay mamaky ... tohiny
novalian'i prime ny 05/10/2006 10:17
bilakarenjy ( 14/09/2006 15:58)
Ahoana ny taratasy ilaina momba ny zaza mandeha any Dago
Misy tranga iray mampalahelo niseho tamin\'ny fianakaviana iray ity mba hilaina fanampiana aminareo . Nandeha tany Dago ity fianakaviana iray ity dia izy mivady sy ny zanany iray mbola kely . Ny mah... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/10/2006 20:28
tafita ( 14/09/2006 15:30)
A B D n \' ny SERASERA
Misy ny A B D n\'ny Teny malagasy Misy ny A B D n\'ny Toaka Misy ny A B D n\'ny Pretra Misy ny A B D n\'ny ......... Koa maninona raha mba asiana A B D n\'ny Serasera Hoy aho manao teny ... tohiny
novalian'i miantra ny 20/09/2006 12:07
tinah2 ( 14/09/2006 15:13)
mba sambany tafiditra ato aminareo e !
Tena mahafinaritra ny miditra ato ka mba niditra za e , bnj daolo e... tohiny
novalian'i raniaina ny 02/11/2006 19:33
xxx ( 14/09/2006 14:03)
Ohatrinona
Sao mba misy mahalala hoe ohatrinona no vidin'ny unité centrale iray aty Tana . Ny mimimum ilaina dia misy port USB, modem integré, misy logiciel courant (Office) Unité centrale fotsiny fa ny so... tohiny
novalian'i zoara ny 19/09/2006 12:48
dolby ( 14/09/2006 13:26)
Ny fofom-bava
Anisan'ny zavatra miasa indrindra eo amin'ny fiainan'ny olombelona ny vava. Matetika koa avy amin'io ihany no hahitana ny olana rehetra :). Fa ny resaka fofom-bava no tiako asiana resaka. Betsaka ny o... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:02
dolby ( 14/09/2006 12:20)
Nihinana mpamosavy
Zavatra tena nisy ity zavatra tantaraiko ity, nisy namanay anankiray izay sendra nandeha nivoaboaka alina; mipetraka eny amin'ny trano akaiky fasana moa ry zareo; raha iny handeha hody iny hono izy di... tohiny
novalian'i tianalala ny 27/04/2007 14:37
cristal ( 14/09/2006 10:08)
Mahaiza mifidy de mba tiavo ny tanindrazanao sy ny Malagasy.
Manahoana daholo! Ny ahy dia tsotra samia mivavaka hoan'ny tanindrazantsika sy ireo milatsaka hofidiana,ary mahaiza mifidy sao hilaza indray isika hoe nisy tsy nety!Efa lany fotoana be ny firenent... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:09
sarobidy ( 14/09/2006 09:48)
Logiciel KARAOKE Malagasy
Mba omeo ry zareo zay manana fa mba te hanala azy e !... tohiny
sakaleona ( 14/09/2006 09:36)
Sao de mahasoa anao!!!!!
Slt,, Ito misy zavatra ry reto an: - un emploi ou un stage bien payé(avec ou sans qualification), - une famille d’accueil, - un séjour au-pair en Amérique du Nord, en Europe, ou en Austra... tohiny
novalian'i fiderana ny 10/10/2006 06:49
dolby ( 14/09/2006 08:41)
Tsy niaraka ela dia nanambady
Couple vitsivitsy hitako (tsy be dia be akory) fa misy izany hoe vao tsy niaraka ela (1 à 3 mois) dia efa manambady sahady. Dia miaraka eny, 1 taona, 2 taona tonga eo @ efa-taona eo amin'izay manombo... tohiny
dolby ( 14/09/2006 08:37)
vehivavy kizitina
Tsy hoe tsy kizitina ny lhl fa ny vhv rehefa kizitina dia kizitina be mihitsy. Harerahana ve no mahatonga an'zany sa efa toetra hiraisana ?... tohiny
novalian'i booboo ny 15/11/2006 18:13
mamzelkely ( 14/09/2006 07:23)
fisarahan 2
hihihi tohiny le resaka fisarahana nataon'i cutie ihany izy ity: nareo ve efa nanana sensation we leo olona iray de nataonao daholo zay fomba ahafataran'ny le olona we leo azy enao de façon indire... tohiny
boubounezy ( 13/09/2006 23:15)
MENU DU JOUR
BROCHETTE DE JAMBON CRU AU MELON FROMAGE CRU mividiana jambon cru efa @ tranches reny alaivo ny tranche jambon1 dé didio2 @ alavany voasy ny melon de teteo somary fisaka eo 1cm sur 2cm eo alaivo ... tohiny
Aino ( 13/09/2006 21:16)
izany ve de ho marina ... sa?
izhao hoa tsy mba mino any le hoe zaza sary hireny hoe be dia be ny rainy raha toaka sendra any le vhv... dia hoe tsy fantatra izany izay tena ray ny ilay zaza, ka ny sasany milaza fa hoe ny zaza ts... tohiny
novalian'i dailynews ny 15/09/2006 15:31
fijo ( 13/09/2006 20:38)
blaogy
azafady re mba atorohy ny fomba fanao fa tsy mahay e. tsy mety tafiditra ao aho,fa misy diso hono ny fanaovako ny tenimiafina sy ny solonanarana.nefa le ampiasaiko eto ihany no ampiasaiko.ka tsy aiko... tohiny
novalian'i soanja ny 16/09/2006 07:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.7996