sa izaho no zefa
1. helitiana
(
14/09/2006 20:09)
Tsy azoko mihitsy fa tsy hitako intsony indray ilay soratra hoe tononkalo tetsy ankavia tetsy fa nankaiza e?hafahafa an!:?::?::?:
2. Fiffi
(
14/09/2006 20:47)
:roll::roll:io le izy koh! io juste eo ambony kely io misy ny fandraisana , namana sera2 , Tononkira , Tononkalo !
3. hery
(
14/09/2006 20:57)
Azonao atao koa ny miditra avy hatrany amin'ny adiresy
http://vetso.serasera.org
4. fille
(
20/09/2006 16:12)
tsy zefa fa tsy nijery tsara hihihi!!!!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2023 - page load 1.079