Ny fofom-bava

1. dolby ( 14/09/2006 13:26)
Anisan'ny zavatra miasa indrindra eo amin'ny fiainan'ny olombelona ny vava. Matetika koa avy amin'io ihany no hahitana ny olana rehetra :). Fa ny resaka fofom-bava no tiako asiana resaka. Betsaka ny olona manana io olana io, ary betsaka ny antony mahatonga azy fa ireto no tena antony lehibe :

- Tsy madio tsara ny nify
- Misy simba ny akanjo-nify
- Misy simba ny aty vava
- Tsy madio tsara ny lela (eny ! 50%)
- Ambin-tsakafo ao amin'ny vavony

Vahaolana :
===========
- Borosiana tsara ny nify in-telo isan'andro mandritra ny 3 minitra.
- Diovina tsara ihany koa ny lela satria misy ambin-tsakafo na zava-maloto miangona dia miteraka fofona rehefa mijanona elaela
- Raha misy marary ny akanjo-nify na aty vava dia tsara manao an'ireny bain de bouche ireny aloha.
- Rehefa vao mifoha dia diovy ny vavony; misotroa rano mangatsiaka alohan'ny hihinana hanina rehefa maraina vao mifoha.

Tsy manao dokam-barotra fa ny produit gingidex no anisan'ny tsara amin'ireo resaka io

Raha mila fanazavana fanampiny dia : http://www.sunstar.fr/probleme_haleine.htm

Raha misy mitady fanazavana fanampiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:02
2. Fiffi ( 14/09/2006 14:34)
ny mpifoka sigara , ny mpisotro taoka koh!
3. sipagasy ( 14/09/2006 16:18)
misaotra nampahatsiaro e!
4. watafon ( 14/09/2006 19:52)
dolby : mci ! d ampiako kely koa ny antony mahatonga ny fofom-bava :
- bronchite
- areti-mbavony , toa efa voalaza etsy ambony e!
ny Hygiène bucco-dentaire zany no mila atao matotra e! :wink:
5. ferrari ( 14/09/2006 20:06)
1 fois par an meme il faut faire une visite de controle chez le dentiste car la mauvaise haleine peut aussi venir d'une dent cariée

et aussi l'ail et les oignons (bon contre la tension)mais bonjour l'haleine:-D:-D:-D
6. watafon ( 14/09/2006 20:26)
hihihi! isakay ny 6 mois no tena tsara raha mahavita ! le controle io an ! fa tsy ny fihinanana oignon akory ! :-D
7. fijo ( 14/09/2006 21:40)
ferrari an,noheveriko fa indray mandeha isaky ny taona no miborosy nify????:lol::lol:
8. little ( 15/09/2006 07:57)
Ary ny mifanoroka ry reto mba ahoana ny effet-ny?
9. rasoul ( 15/09/2006 11:40)
eh aza adino koa ny mpitsako voanjo an! sa nareo mbola tsy nahare????
10. rasoul ( 15/09/2006 11:40)
eh aza adino koa ny mpitsako voanjo an! sa nareo mbola tsy nahare????
11. ravakamalala ( 15/09/2006 17:29)
dein!!!!!!!!!!!! io fofom boanjo any ambavan olona io mba tena tsy laitrako, indrindra moa lé refa mandeha taxi be am andro mafana, d lé olona eo akaikinao mitsakotsako ery, ny varavarankely tsy misokatra
aarrrggghhhhh!!!8-)

fa ny persil koa hono toa manala fofom bava raha tsakotsakoina matetika.
12. Fiffi ( 16/09/2006 06:46)
ravakamalala:
fa ny persil koa hono toa manala fofom bava raha tsakotsakoina matetika.
rehefa avy nihinana tongolo gasy de mitsako persil fa tondé afaka ny fofona an!


13. watafon ( 17/09/2006 16:13)
fijo: :-D
ravaka: :-* elaela akia zany !
little: @ olona misy fofom-bava v sa ? :-D:-D
14. Fiffi ( 17/09/2006 20:19)
ratsy be!
15. ravakamalala ( 17/09/2006 21:28)
watafon > :-* mbola niborosy nify :wink:
16. HESHA ( 18/09/2006 08:54)
misy kou le manao solonify reny tsy miady mitsy ni fikarakarani azi.

Fa hono hoa, nande tany am dentiste za indray mande hanao controle de hozy hoe tsisi n inn n inn io e, de zay, tsy nataony n inn n inn kou na de bain de bouche fotsini aza. Fa inn zani no tokoni jeren le dentiste refa hanao controle periodique ianao e ?
17. mimich ( 19/09/2006 14:47)
ravakamalala>:-D:-D:-D, sao mba ela loatra ka hiongotra h@ akanjonify indray ee :-D:-D
18. fijo ( 19/09/2006 21:56)
hesha,rehefa tsy misy ninoninona dia tsy manao inona izy ka.za koa efa sendra an'izany fa tsy maninona.
19. ninih ( 20/09/2006 09:08)
:-D :-D :-D ary ahoana indray ireny siligôma fanalana fofona ireny? mba interssent ve aloha e! sa tsy miborosy nify intsony @ zay refa tara rdv? :oops: :-D :-D
20. ravakamalala ( 20/09/2006 15:21)
za tsy mba hifanao rdv am ninih!:-P:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3773