Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
boubounezy ( 11/09/2006 17:32)
IALANA TSINY AMNAREO MILA RE7 RA TSY NANOMETEO FA SAHIRANA
IO NDRAY ARY NY MENU DU JOUR. gratin de courgette endaso ny tongolo be, avy eo refa somary doré dé arotsay ny tomate purée tsy atao betsaka na tomate concetrée, (azo tsy asina kou hoany ré... suite
répondu par diamondra27 le 15/09/2006 00:36
bmw307 ( 11/09/2006 16:37)
tsita fa tazana
misy no milaza fa tsimitombona hono io teny io , nefa aho milaza fa mitombona io .Ohatra fotiny hoe:miarihary ohatriny vay hankandrina , itan'olona fa tsitazantompony.:-D:-D:-D... suite
répondu par mandrindra le 28/09/2006 09:24
felanawil ( 11/09/2006 16:32)
efa mila fahazavana ny mpianatra sy ny mpiasa
3 millions FMG = convertisseur 12/220 Volt, batery (2) 12 Volt 70 Ah, panneau solaire iray ichargena ilay batery, tsy rediredy ny ahy fa izany no ampiasain'ny ray amandreniko any ambanivohitra any dia... suite
répondu par fijo le 27/09/2006 22:15
Bocassa ( 11/09/2006 15:43)
Amin'ny janvier 2007 ndray fa tsy amin'ny 3 décembre!!!
Tsy neken'ny amerikàna ny fandehanan'ny filoha frantsay Chirac hitsidika an'i Iran amin'ny 3 décembre zao. Nanamafy ny fitondrana frantsay fa hovaina njay ono io daty io ka mety ho amin'ny volana ja... suite
répondu par fijo le 27/09/2006 22:16
lapino ( 11/09/2006 15:35)
Ilaina ve ny teny gasy?
Maro amintsika ato angamba no mpandala ny teny malagasy, za aloha anisany! Indraindray anefa ohatra ny valalan\'amboa ihany ilay izy. Ny antony voalohany aloha dia ny tsy fahampian\'ny voambolana. ... suite
répondu par Achia le 23/09/2006 08:11
sareraka ( 11/09/2006 14:50)
Ny hanongotsongoina ny maty hono matahotra handevim-belona!
Misy fotoana hitenenana misy ny fotoana hanginanana hoy ny NTAOLO fahiny ! Raha jerena ny ara-pôlitika dia mbà mampanontany tena ihany ny zava-misy ankehitriny .Ny ataon-dRAVALOMANANA eo ihany fa ir... suite
répondu par fijo le 27/09/2006 22:17
ralevha ( 11/09/2006 14:36)
fanajana ny manodidina ?
:@ mba ahoana kay ny hevitrareo @ ireny olona manakorotana&manao fihetsika mamoafady imasom-bahoaka ireny.Ohatra omeko anareo ny eny @ay eny rehefa mamo ry zalahy dia manimba & mitabataba aokizany ts... suite
répondu par Fiffi le 17/09/2006 07:07
Bocassa ( 11/09/2006 13:29)
Manomboka sahady ny prôpagandin-dRa8!!!
Manomboka misesisesy mintsy amin'izao fotoana izao ny fitsidiham-paritra ataon-dRavalo. Mody hoe fitsidiham-paritra, nefa ...misy ambadika pôlitika! Vonjena daholo ity fanokanana fiangonana ity! Hatr... suite
répondu par fijo le 27/09/2006 22:18
rix ( 11/09/2006 13:00)
Ampianaro JAVA; JEE
Mba omeo morce aho mba hahafantarako ny base de JAVA sy JEE.Ahona misy technique ve hahaizana manao programa.... suite
répondu par bertran le 29/10/2006 17:21
Noslid ( 11/09/2006 12:58)
Misy hevitra ambadika ve sa??????? :roll::roll:
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=281743 ... suite
répondu par fijo le 27/09/2006 22:20
mimich ( 11/09/2006 12:42)
pazzapa endrika 1 itarafana ny tontolon'ny concours eto mada
Fifaninana ny pazzapa ary marina fa hoe kilalao sy hoe resaka varotra no atao raha ho an'ny RTA manokana , fa na izany aza dia araka ny hevitro dia efa azo itarafana sahady io fa toy izao avokoa ny en... suite
répondu par rasoul le 12/09/2006 13:25
booboo ( 11/09/2006 12:41)
takelan-tsokoto :)
http://tily.paris.fr fantatro hoe maromaro tsika mpi-tanana havia na tranainy na mbola ao anatiny no ato @ serasera, dia hitako dia zaraiko :wink:. Tanana havia aby :D... suite
répondu par bimanoa le 12/09/2006 04:55
petit ( 11/09/2006 12:39)
Rah Kicky
salut daholo tena mba mitady ny tonon'ilay hira hoe :" rehefa manakaiky ilay ora farany hiainakoko ety....". raha mba misy mahay io de mba soraty na alefaso any @ tononkira.Misaotra mialoa ê... suite
répondu par petit le 21/09/2006 08:53
Aino ( 11/09/2006 10:18)
namana serasera ?
inn kay no tena trapanareo rehefa tena hoatra hoe misy olona tena las amifankahazo be aminao eto, na koa hireo namana piresaka eto @ dinika, moa ve misy ny sasany tena tianao @ manontolo na miresaka i... suite
répondu par fiderana le 21/09/2006 15:20
oufouf ( 11/09/2006 10:13)
mba maika é !
mba te-ahafantatra izaho, fa mila fifandraisana amin' ny gasy comptable na expert comptable eto amin' ny région parisienne, teneno ny havana aman-tsakaiza raha mahafantatra ianareo dia mba hanoraty... suite
répondu par oufouf le 11/09/2006 20:06
hery ( 11/09/2006 08:52)
baiboly.org nikatona ny baiboly
Ho an'izay mpamaky baiboly ao amin'ny baiboly.org http://baiboly.org dia mety ho gaga fa nanomboka androany dia misy "croix" menamena be eo amin'ny toerana hitadiavana toko sy andininy ao amin'ny baib... suite
répondu par prime le 15/09/2006 13:09
Fiffi ( 11/09/2006 08:51)
ROVA : Ar 5.039.844.382,67
Tsy hitako ilay dinika nilaza fa hoe hamidy ny Rova nefa raha jerena ity vao2 ity toa tsy misy an'zany akory ? Tetibola ho fanarenana ny Rova: 30% no voaangona hatreto Hatramin’ny 1 septambra... suite
répondu par Fiffi le 25/11/2006 08:02
Fiffi ( 11/09/2006 08:39)
Tsara raha hoe salama tsara saingy....
tena mahaliana mihintsy ny fijery an'ity zazakely ity an! Tsara raha hoe salama tsara ny zaza saingy....raha zao angamba nohitohy de ahoana ? http://media.koreus.com/200609/12image-insolite05.jpg... suite
répondu par Fiffi le 12/09/2006 07:06
Fiffi ( 11/09/2006 07:48)
Loi Sarkozy . Mpivady Malagasy niteny tao amin'ny RFI
[b]Miala tsiny raha @ teny frantsay fa tsy ho vita ny nandika azy @ teny Malagasy.[/b] Entendu l’après midi du samedi sur les ondes de la RFI (Radio France Internationale), un couple malgache ... suite
répondu par prime le 31/10/2006 13:06
Tatatsiresy ( 11/09/2006 04:23)
Marary anie izany
Mba miangavy aminareo namana izay manana ny tononkiran'i Ndondolah sy Tahiry hoe "Marary anie izany" hanome fa tena tiako be ilay hira nefa efa elabe za no nitady saingy hatramin'izao mbola tsy nahazo... suite
répondu par cmbolatiana le 02/10/2006 11:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.8484