takelan-tsokoto :)

1. booboo ( 11/09/2006 12:41)
http://tily.paris.fr

fantatro hoe maromaro tsika mpi-tanana havia na tranainy na mbola ao anatiny no ato @ serasera, dia hitako dia zaraiko :wink:.

Tanana havia aby :D
novalian'i bimanoa ny 12/09/2006 04:55
2. booboo ( 11/09/2006 12:46)
http://tily.paris.free.fr

3. Fiffi ( 11/09/2006 13:05)
de rahoviana indray no hisy fihaonana fa toa efa t@ volana May nohita ao ?
Misaotra akia nizara an! :):-*:-*
4. simplex ( 11/09/2006 13:48)

za mahita ol azo "imaginer"-na hoe io i booboo ;-)

:-*:-*
5. vale ( 11/09/2006 15:21)
Booboo: :D
6. bimanoa ( 12/09/2006 04:55)
mahaliana tokoa, m' sotra an' i booboo, na d tsy ho any aza fa mba hakàna tahaka !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6901