IALANA TSINY AMNAREO MILA RE7 RA TSY NANOMETEO FA SAHIRANA
1. boubounezy
(
11/09/2006 17:32)
IO NDRAY ARY NY MENU DU JOUR.
gratin de courgette
endaso ny tongolo be, avy eo refa somary doré dé arotsay ny tomate purée tsy atao betsaka
na tomate concetrée, (azo tsy asina kou hoany régime)
asio tongolo gasy sy poivre sira kely (na tsy asina kou mety)
arotsay ny lardon fumé efa votetika madinika
somary endasina kely fotsiny
alaivo ny obergine de arotsay ko dé afangaroy tsara dé asio rano tapakiny vera dé, avelao ho masaka malemy tsara hosomary ritra
refa vita zay, dé
arotsay anaty moule fanaovana gratin dé aparitao tsara
rarao fromage blanc na yaourt nature eo ambony
teteo rondelle ny courgette, dé ataovy eo amboniny fromage blanc na, le yaourt nature
refa efa akaiky ho masaka iny dé rarao parmesent na fromage rapé eo ambony ny izy retra.
azo tsy asina kou ho any dé mitandrina tsy ho ngeza.
dé mazoto dôly e!
iezaka ny tsy anapaka

novalian'i diamondra27 ny 15/09/2006 00:36
2. Vaika
(
11/09/2006 19:04)
iezaka ny tsy anapaka
:-w:-w:-w
Tandremo aza fa efa saika matin'ny hanohanana mihintsy zahay niandry an !:twisted:
laingako ankia zany fa porofo izany fa mba mangala-pijery ato amin'ny "menu du jour" rehefa mba te-hisakafo tsara fa efa leo ny boîtes de cassoulet lava izao:oops::oops::oops:
Merci e !
5. diamondra27
(
12/09/2006 06:27)
bbnz: tsy naninona fa nifady hanina indray andro fotsiny izany e!
de noana be za fa tsy nisy dessert le izy ;-);-);-) lol :-*
de noana be za fa tsy nisy dessert le izy ;-);-);-) lol :-*
7. boubounezy
(
12/09/2006 09:17)
adino ny niteny ataovy anaty four, nefa mino za fa efa mahay mahandro gratin dôly nareo ka!
misôtar dôly ô!
rampisto ndray:-*
misôtar dôly ô!
rampisto ndray:-*
12. boubounezy
(
13/09/2006 10:25)
refa itanjy fa masaka kia dé izy fa za tsa mahay manao calkila zany diam a!
14. boubounezy
(
13/09/2006 11:54)
lé temp de cuisson zany ry andry08 a! za tsy manisa fa jereko matetitetika fotsiny mandrampa masaka azy. ny thérmostat ndray ataoko 170° eo na 160°.
ra diniako lé izy mety eo @ 15 na 20mn eto zany ngamba ny famasahany e!
ra diniako lé izy mety eo @ 15 na 20mn eto zany ngamba ny famasahany e!
17. diamondra27
(
15/09/2006 00:36)
bbnz: ny fromazy rapé refa atao gratin de mitsonika , de refa doré iny izy de masaka izay le sakafo (na paty io na legumes na trondro sns...)
de zay no amantarana azy hoe: masaka refa tsy mampiasa ora e!(temps de cuisson)
de zay no amantarana azy hoe: masaka refa tsy mampiasa ora e!(temps de cuisson)