Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Aino ( 10/09/2006 20:09)
aiz aihany le manja be teo aloha eh!!
lasa hoa ny eritreritro fa tsy nisy hita dol hireo py chat ao @ karajia taloha izay namana tena mavitsika sy mafinaritra ny miresaka aminy. indraindray mba te hiezaka ny hanoy @ hireo vaovao tahaka n... tohiny
novalian'i Aino ny 13/09/2006 21:13
ftma ( 10/09/2006 20:08)
diso varavarakely
rehefa ao @ pv ny chat na msn na yahoo misy diso varavarakely (fênetre) mba tantarao hoe inona ny hafatra azonareo tao nefa tsy natao hoanareo? dia nisy lasa niady ve ?:wink: ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/09/2006 06:44
madagasikara ( 10/09/2006 12:24)
Te-hody any mada fa matahotra sao ...
Betsaka tokoa ny mieritreritra ny hoe hody fa matahotra sao .... ( betsaka ny mandeha ao antsaina am io " ..." io ). Ka tsy azon'ny mpinamana 3-4 atao ve hoe: manangana association rehefa tonga any. ... tohiny
novalian'i bazylou ny 29/12/2006 21:59
madagasikara ( 10/09/2006 12:14)
Saran-dalana
Mba misy afaka milaza ve hoe ohatrinona avy ny sarandalana ao mada raha miala avy ao am renivohitra mankany am faritany, na fivondronana e. Ohatra hoe: tana-mahajanga, tana-Diego... Misaotra o. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/09/2006 08:55
dokotany ( 10/09/2006 06:33)
Petrole : tokony hampiasaina eto Dago DAHOLO
Tsy dia betsaka ny solika misy ho trandrahana eto. Maninona raha hampiasaina eto M/kara daholo ? Amin'izay mantsy : -ho mora ny transport (routière,....) -hisintona investisseurs (emploi,...) -h... tohiny
novalian'i dokotany ny 04/10/2006 15:56
pissoa ( 09/09/2006 21:21)
email ao amin'ny Blaogy
Manahoana o Ahoana kay no fanovana ny email ampiasaina ao amin'ny blaogy? Rehefa ovaina ny email ao amin'ny namana dia tsy miova ny any amin'ny blaogy, nefa ilay hoe [b]Hanova adiresy email[/b]... tohiny
novalian'i pissoa ny 10/09/2006 15:50
watafon ( 09/09/2006 18:46)
Pb Yahoo messenger 8 (téléphone intégré)
Manana olana fa vao nosoloiko version 8 zany le yahoo messenger ko d vita soa amanatsara ny installation fa ny indro kely moa zany d rehefa miresaka @ contact ko za d tsy misy msg mipoitra aty amiko n... tohiny
novalian'i Kadoda ny 09/11/2006 12:09
simplex ( 09/09/2006 17:37)
shark tale
efa nisy nahita an'le dessin anime hoe: "gang de requin" ve ? Dreamworks no nanao an'le izy. Shark tale @ teny anglisy... le tantara somary klasika fa zany hoe mba mapme mapme drole drole funny funn... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/09/2006 06:25
lemenakely ( 09/09/2006 12:31)
11 sept 2001 -11 sept 2006 .......AIZA I BEN LADEN?
Isan'ny mbola tena nofy ratsy teo @ tantaran'i AMERIKA ny raharaha 11 sept 2001! eny fa na manerana an'izao tontolo izao mihinsty aza. Araka ny fantatsika dia nirodana moa ny 2 tours jumelles atao ... tohiny
tsoupou ( 09/09/2006 10:55)
MBOLA MYSTERES IHANY RAHA MILA
Jereo eto fa dia mahatalanjona sady mahagaga na dia efa misy fanazavana ihany aza. :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w [url]http://www.dinosoria.com/ovni_ufologie.htm[/url]... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/09/2006 10:59
Tenio ( 09/09/2006 10:33)
ET ( Extra terrestre )
Fa maninona wa ny sarin'dry ET ( Extra terrestre ) no tsy mba misy manao tsara tarehy mihintsy fa toa mampatahotra be daholo?? Nefa anie mbola tsy nisy nahita an'dry zareo e!!:lol::lol:... tohiny
novalian'i kala ny 18/09/2006 07:44
tsoupou ( 09/09/2006 08:42)
TRIANGLE DES BERMUDES
Na dia efa misy aza ny explications, dé mbola mitoetra ihany ny mystère. ????????????????????????????????????????????? [url]http://www.dinosoria.com/triangle_bermudes.htm[/url]... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 22/09/2006 11:30
tsoupou ( 09/09/2006 08:29)
GANAGANA MANDIHY
Niditra ny bar i Jean niaraka tam gana mandihy eo ambony kapoaka. Dé lasa be clients be lé bar naheno anlé gana mandihy eo ambony kapoaka. i Jean amzany ampirevena gratuitement isan'andro isan'andr... tohiny
novalian'i kala ny 22/09/2006 08:33
tsoupou ( 09/09/2006 08:23)
TSISY TARATASY TSONY
Tany am bar iray, nisy sipa nanantona ny bar Sipa : (sady misafosafo ny tarehan'ilay barman) Ianao ve no tompon'ity toerana ty ??? Barman : An an an ka, fa aona ??? Sipa : (sady milalao ny volombav... tohiny
novalian'i kala ny 22/09/2006 08:37
Fiffi ( 09/09/2006 08:23)
Felaka nahafaty.
Kôlônely mamo …namono olona . Mpivarotra zava-pisotro iray eny antampon-tsena Sabotsy Namehana eny no fantatra fa namoy ny ainy, vokatry ny fikasihan-tanana nataona kôlônely iray. Raha ny v... tohiny
novalian'i bhen ny 12/08/2009 00:12
rabaradaka ( 09/09/2006 08:18)
Ohatry ny efa lasa kely mihitsy
Niverina nanao tapody fohy aho satria hitako fa misy mpanao politika efa manomboka mihalasa adala sa hoe efa manomboka mitapy. Ohatra (tsy hanonona anarana aho), misy Jeneraly izay ka saika isan'andro... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:21
tsoupou ( 09/09/2006 08:15)
NIGADRA AHO MARINA
Teny am digue, nisy bandy nitondra bol d'or nandeha mafy be mitsy. Par hasard tanteraka, nifandona tam vorona kely leiry, dé tonga dé nilatsaka tam arabe lé vorona. Naika tsy hijanona lery fa otran... tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2006 18:40
rabaradaka ( 09/09/2006 08:12)
Hitondra inona amin'ny toekaren'ny isan-tokatrany ny solika
Na dia mbola tsy ofisialy aza ny vokatra dia efa manakaiky ny hivoahan'ny vokatry ny fanadihadiana. Fa mba hitondra inona amin'ny tokantrano Malagasy ny fisian'ny solika ao Bemolanga, Maintirano Antsa... tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 09:07
rabaradaka ( 09/09/2006 08:09)
Ny fampirafesana
Matetika dia ny any an'indran-tany foana no atao ohatra rehefa miresaka fampirafesana, ohatra ny Antandroy dia manambady 7 ny tena mpananam-bola. Fa tsy hitantsika angaha ity fampirafesana tsy hay laz... tohiny
novalian'i cabot ny 17/11/2006 23:38
tsoupou ( 09/09/2006 08:02)
MBA MANARAHA TSARA ALOHA
Nanao cours d'anatomie ireto mpianatra medecine maromaro, faty hatao autopsie no nanaovana izany Prof : Ny toetra voalohany tokony hananana dia ny tsy mora kiriko. Dé natsofony tao am fitombenan'il... tohiny
novalian'i pissoa ny 09/09/2006 10:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8177