Pb Yahoo messenger 8 (téléphone intégré)

1. watafon ( 09/09/2006 18:46)
Manana olana fa vao nosoloiko version 8 zany le yahoo messenger ko d vita soa amanatsara ny installation fa ny indro kely moa zany d rehefa miresaka @ contact ko za d tsy misy msg mipoitra aty amiko nefa ny msg taper-ko hita any aminy ! Sao d mba misy afaka manampy , d misaotra mialoha
novalian'i Kadoda ny 09/11/2006 12:09
2. Fiffi ( 09/09/2006 19:26)
Toutes les fonctionnalités de Yahoo! Messenger 8.0 ne sont pas actuellement disponibles lorsque vous discutez avec un contact Windows Live™ Messenger.
wata: sao de io no nahavoa anao ?
3. watafon ( 10/09/2006 16:55)
non k ! contact yahoo no iresahako d tsy mety akia ilay izy an !
4. lapino ( 11/09/2006 00:26)
Sûr ve fa manoratra izy? :)
ary raha manontany amin'ny forum spesialista Y!messenger, ohatra hoe http://www.aussitot.fr/forums/yahoo-messenger-vf2.html na otr'otr'zany?
Mety azo handramana aloo ny desinstall sy reinstall
Raha chat fotsiny, dia mety azo atao amin'ny site ohatra ny meebo.com mandra-paha
5. watafon ( 11/09/2006 04:52)
k io mihitsy zao aloha no ampiasaiko k ! efa no-desinstaller-ko in- 3 lesy d naveriko fa tsy mety k !
tena manoratra le oul k ! d ny mahagaga kou d raha msg hors connexion d voaraiko tsara !
andraso fa hojereko ao ary fa d misaotra e!
6. naritsimba ( 11/09/2006 09:02)
izaho koa dia tratra ohatran'io e! fa dia naleoko tsy nampiasa intsony.
7. tiaana ( 15/09/2006 14:12)
dia mahaiza mionona lesy ry wata fa dia ela moa informatician ihany fa dia izay e!
bienvenue au meebo zany ko
8. watafon ( 16/09/2006 19:33)
tiaana: misaotra lesy an ! afaka hoaiza moa e!
9. Kadoda ( 09/11/2006 12:09)
Za kou tratran'io fa hitako hoe ra sendra tapaka ny connect ko na ny an'le ol miresaka amiko de tsy voaraiko na tsy voarainy le msg, fa ra maty ny ordi ko de voaraiko ny msg nalefany pendant za hors connect. Mahagaga mitsy. Fa nefa alou izy efa miteny hoe Ranona utilise une version differente de yahoo messenger, certaines fonctionnalités risquent de ne pas être disponibles e, ka tsy aiko oe misy tsy mifonctionne ve zany ny matonga an'io erreur io. ra samy yahoo messenger8 de mety angamba fa aleo ihany samy le version talou alou hoy ny eritreritro e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1833