Ny fampirafesana
1. rabaradaka
(
09/09/2006 08:09)
Matetika dia ny any an'indran-tany foana no atao ohatra rehefa miresaka fampirafesana, ohatra ny Antandroy dia manambady 7 ny tena mpananam-bola. Fa tsy hitantsika angaha ity fampirafesana tsy hay lazaina intsony ataon'ny eto anivon-tany ? Mody atao hoe sipa e, nenitoa e, sy ny siasa. Fa ny fahitan-drabaradaka azy dia ny ambaniandro no tena mampirafy saingy mahay manafina sady be fiatsarambelatsihy. Mba e !
novalian'i cabot ny 17/11/2006 23:38
5. pissoa
(
09/09/2006 14:16)
Nanao fanisana angaha rabaradaka dia manana ny isan'ny olona rehetra mampirafy sns ... sa nahita "ambaniandro" maromaro nampirafy fotsiny? :-D:-D:-D
6. soanja
(
09/09/2006 14:21)
Ny gasy mihitsy no tia "variety". Izay fiantsoana azy mety daholo. Ny zavadehibe de hoe aza mba tratra fa lasa hoe "omby" indray eo. (tratra ambodiomby):D:D
10. Fiffi
(
10/09/2006 16:06)
sipagasy:nga de fantatra hoe ahoana na misy inona fa rabaradaka mametraka dinika de iny izy no tsy hita intsony ! efa mahazatra azy zao eh!
mmhh tsy azoko be ihany, fa ahoana nisy inona???:^)
13. ravatorano
(
11/09/2006 05:30)
innn no tena tian drabaradaka voizina ao anatin ity lohahavitra ity fa hafahafa amiko ka izay no tsy azahoako anazy ? ? ? ? ?:twisted:
15. Fiffi
(
11/09/2006 11:47)
:-D ka na ny dinika nalefan'ny mpandefa aza tsy azo koh inona no nadeha valiana eo ?
16. soanja
(
12/09/2006 04:30)
yumi> Misy ihany ny dinika fa ny fomba nanombohana azy somary manahirana ihany rehefa alalinina.
17. HESHA
(
13/09/2006 14:18)
ka nibaradaka zany lery e, fa ny ambaniandro hono mampirafy be kou fa tsy ny any anindrana foana no mody lazaina.
Fa zao klou, le an ny ambaniandro ve hisy 7 kosa e, mety hoe 2 na 3 angamba (miaraka am vadibe io an) fa toa tsy hahatratra 7 zany kle, tsy haiko alou e
ny fahitako azy le any anindrana manahaka ny fomban ny arabo, aseho vahoaka sy ekena ny fananana vady maro eo am fiaraha-monina fa ny any anivontany zany mba mody hoe menatra fa kristiana ny ankamaroan ny mponina e, sa ?????
Fa zao klou, le an ny ambaniandro ve hisy 7 kosa e, mety hoe 2 na 3 angamba (miaraka am vadibe io an) fa toa tsy hahatratra 7 zany kle, tsy haiko alou e
ny fahitako azy le any anindrana manahaka ny fomban ny arabo, aseho vahoaka sy ekena ny fananana vady maro eo am fiaraha-monina fa ny any anivontany zany mba mody hoe menatra fa kristiana ny ankamaroan ny mponina e, sa ?????
18. prime
(
15/09/2006 15:13)
D aza maka tahaka ambaniandro fotsiny rabaradaka fa ratsy izany ny fanaony a...