diso varavarakely

1. ftma ( 10/09/2006 20:08)
rehefa ao @ pv ny chat na msn na yahoo misy diso varavarakely (fênetre) mba tantarao hoe inona ny hafatra azonareo tao nefa tsy natao hoanareo? dia nisy lasa niady ve ?:wink:
novalian'i Fiffi ny 16/09/2006 06:44
2. cutie ( 10/09/2006 20:12)
in njay ary ty ry Fa :roll::roll::roll::roll:
tsy niady fa tonga de tenenina fotsiny we oups diso ps azafady :-D:-D:-D:-D:-D
3. ftma ( 10/09/2006 20:26)
cutie: gaga za fa androany nahazo message tsy ho ahy ko "azafady fa tsy ho anjy iny" :wink:
ka raha olo-kafa nahazo ilay hoe "tiako ianao" lasa miady ko :roll::wink:
4. cutie ( 10/09/2006 20:31)
Fa nahona no lasa miady ?
5. Fiffi ( 10/09/2006 20:39)
ny ahy aloha de blokeko daholo ny namako ao ! de samy manana ny tour-ny hiresahako azy fa raha tsy zany tsy araka koh!
Raha 3 vavy indray de manao conversation à 3 de zavatra mitovy no resahana.
6. cutie ( 10/09/2006 20:40)
hay ve zany izy io
ary za tsy maharaka mitsy :-D:-D:-D:-D
7. Fiffi ( 10/09/2006 20:41)
fa inona indray no heritreretindry tao ? :-D:-D
8. cutie ( 10/09/2006 20:42)
tsy nieritreritra za :-D
9. ftma ( 10/09/2006 20:48)
Fiffi: de mbola tsy nisy diso varavarakely ve? message tsy hoanao lasanao?
cutie: mila mianatra lesona njy zandrikeliko :-*
10. Fiffi ( 10/09/2006 20:52)
de raha ohatra hoe lasa nisy niady de ohatra hoe zah miresaka @ i cutie (fenêtre 1) sady miresaka @ olontiako (fenêtre 1) koh ! de taitra be zah fa i cutie manoratra aty amiko hoe "tiako enao" hihihi heu...kay i cutie koa miresaka @ le olontiako fa tsy fantatro ! de lasa ho ahy le hoe "tiako ianao" de lasa miady zah sy ny olontiako avy eo koh !
11. cutie ( 10/09/2006 20:55)
kay i cutie koa miresaka @ le olontiako fa tsy fantatro ! de lasa ho ahy le hoe "tiako ianao" de lasa miady zah sy ny olontiako avy eo koh !

ka ahona no ahafataran-jy aza we miresak @le olona tian-jy za :roll:
12. cutie ( 10/09/2006 20:55)
cutie: mila mianatra lesona njy zandrikeliko
ampenaro :lol:
13. Fiffi ( 10/09/2006 20:58)
cutie:
ka ahona no ahafataran-jy aza we miresak @le olona tian-jy za :roll:
satria ohatra voatonondry le anarany ! Ohatra zao hoe nolazaindry le olontiako hoe "tiako ianao ry...." de lasa taty amiko le izy ! de tratrako zany nareo fa miresaka msn koh!


14. xxx ( 10/09/2006 21:02)

+ angaha io bisous
+ PS kou

reo le diso.
de zao le tohiny

* PS no maninona?
* andray :( afangaro amin'i PS njay zah an
+ inona no afangaroko amin'i PS
* zereo anie ity soratry toi e!
+ tsy azoko
* okay ary e, fa inn le anampiako an'toi?
+ tsy azoko fa azavao alou e
* Ka ozy toi oe: angaha io bisous, PS kou
+ maninona io fa tsy azoko
* nefa tsika tsy miresaka bisous tsy miresaka PS
* Dia hoy ah oe toi miresaka amin'i PS ao dia manafangaro. Ze tokony nalefa tany de lasa taty :)
+ zah angaha miresaka amin'i PS. Teo za niresaka taminy fa mandreraka be
* aleo aza any e, fa inn amizay le resantsika teo?
+ afaka atoron'toi ilay proba-stat talou be reny ve oa za fa adinoko daolo


Saika nisy ady fa tsy nasiana tampoka :)
PS tsy azo ambara :-$
15. cutie ( 10/09/2006 21:03)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 10-09-2006 22:58:29
Lohateny : Re : diso varavarakely
Hoy i cutie:
ka ahona no ahafataran-jy aza we miresak @le olona tian-jy za
satria ohatra voatonondry le anarany ! Ohatra zao hoe nolazaindry le olontiako hoe "tiako ianao ry...." de lasa taty amiko le izy ! de tratrako zany nareo fa miresaka msn koh!

hay
iny njay no tsy hitako :-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. cutie ( 10/09/2006 21:06)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-09-2006 23:02:28
Lohateny : Re : diso varavarakely
Voalaza teo :

+ angaha io bisous
+ PS kou


reo le diso.
de zao le tohiny

Voalaza teo :

* PS no maninona?
* andray afangaro amin'i PS njay zah an
+ inona no afangaroko amin'i PS
* zereo anie ity soratry toi e!
+ tsy azoko
* okay ary e, fa inn le anampiako an'toi?
+ tsy azoko fa azavao alou e
* Ka ozy toi oe: angaha io bisous, PS kou
+ maninona io fa tsy azoko
* nefa tsika tsy miresaka bisous tsy miresaka PS
* Dia hoy ah oe toi miresaka amin'i PS ao dia manafangaro. Ze tokony nalefa tany de lasa taty
+ zah angaha miresaka amin'i PS. Teo za niresaka taminy fa mandreraka be
* aleo aza any e, fa inn amizay le resantsika teo?
+ afaka atoron'toi ilay proba-stat talou be reny ve oa za fa adinoko daolo


Saika nisy ady fa tsy nasiana tampoka
PS tsy azo ambara

io ry ftma ny tadiavin-jy :-D
17. hery ( 10/09/2006 23:09)
xxx> ary nisy tratra tany :-)
18. cutie ( 10/09/2006 23:28)
de faly ery i hery :lol:
19. ravatorano ( 11/09/2006 05:18)
za aloha matetika tratran izy io njinja reefa diso tab izay ah fa tena mampimé b ilay fiverenan ilay resaka avieo ny tena miteny hoe zafady fa tsy ho anao iny sady hihihih fa ny valiny ay any defa hoe héhéhé hanhanhan ah ! tsy hay tsony eh
fa henjana tokoa io diso varavarakely io ah ! na d samy ao anatin ny pv karajia fotsiny aza fi drindra moa ka hoe msn lasa any amin ny yahoo
:-D:-D:-D:-D
20. fasaly ( 11/09/2006 05:26)
hummmm! ftma tsika efa tsatsan'io an! ny nataotsika de niomehy sy nanazava:wink::°):-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.821