diso varavarakely
41. ftma
(
11/09/2006 22:56)
cutie: mody manafina eo tssssss pv be de be ireo @ zay mbola miampy biz'oroka :wink:
42. cutie
(
11/09/2006 22:58)
biz oroka ihany fa tsy pv ka
za nga hitan-jy any @ tsaty any tsony :-$
za nga hitan-jy any @ tsaty any tsony :-$
43. ftma
(
11/09/2006 23:42)
cutie: aza manadala eo fa ao foana njy miova akanjo fontsiny ;-)
Ito aloha tena diso varavarakely e mety diso ps ko :wink: izaho le Fa an
[00:53] salut
[00:54] enao tsy mety azoko mihintsy fa ahoana
[00:55] tsy mety azo ahoana?
[00:55] hay tsy mahalala an!
[00:55] fa iza io?
[00:56] nahita akanga tsara soratra ka nanadino
[00:56] marina raha haiko hoe iza ianao e
[00:57] aza mody fanina eo
[00:57] marina raha haiko e
[00:58] de hadino ve!
[00:53] inona no adino?
[00:54] za ka mpiantso anao
[00:55] tsy fatatro ianao marina e
[00:55] ....
[00:55] hummm tsy za mihitsy izany
[00:56] antsoiko ianao zany?
[00:56] antsoy e
Mbola tsy niantso atram'izao :-D:-D:-D

45. cutie
(
11/09/2006 23:53)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 12-09-2006 01:42:38
Lohateny : Re : diso varavarakely
cutie: aza manadala eo fa ao foana njy miova akanjo fontsiny
Ito aloha tena diso varavarakely e mety diso ps ko izaho le Fa an
[00:53] salut
[00:54] enao tsy mety azoko mihintsy fa ahoana
[00:55] tsy mety azo ahoana?
[00:55] hay tsy mahalala an!
[00:55] fa iza io?
[00:56] nahita akanga tsara soratra ka nanadino
[00:56] marina raha haiko hoe iza ianao e
[00:57] aza mody fanina eo
[00:57] marina raha haiko e
[00:58] de hadino ve!
[00:53] inona no adino?
[00:54] za ka mpiantso anao
[00:55] tsy fatatro ianao marina e
[00:55] ....
[00:55] hummm tsy za mihitsy izany
[00:56] antsoiko ianao zany?
[00:56] antsoy e
Mbola tsy niantso atram'izao
:-D:-D:-D:-D:-D
mampime a, @ zany koa nareo de mifampanontany eo, tsy ny resaka no tohizana :-D:-D:-D:-D
47. Fiffi
(
12/09/2006 07:25)
ftma: tena nahazo marina ndry kah! tena diso varavarakely marina =))=))=))=))
49. ftma
(
12/09/2006 16:45)
cutie: tohizana ahoana ?
fiffi: mahazo foana anie rehefa ao @ chat e midira anie e :wink:
fiffi: mahazo foana anie rehefa ao @ chat e midira anie e :wink:
50. cutie
(
12/09/2006 20:02)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 12-09-2006 18:45:49
Lohateny : Re : diso varavarakely
cutie: tohizana ahoana ?
ny resaka koa :lol:
51. Fiffi
(
16/09/2006 06:44)
ftma:aleko akia manao konféransy à 3 miaraka fa grave le diso io zany klé :-D:-D:-D:-D
fiffi: mahazo foana anie rehefa ao @ chat e midira anie e :wink: