diso varavarakely
21. fasaly
(
11/09/2006 05:26)
efa tratra kou zà matetika am ankizy hafa fa tena tsy micolle ny resaka de......:x:-D
22. naritsimba
(
11/09/2006 05:35)
ny ahy njay na varavarankely firy no eo dia tsy olana fa tsy maintsy mijery izay resaka teo aloha vao mamaly e!
23. fasaly
(
11/09/2006 05:38)
cutie:
Fa nahona no lasa miady ?
lasa miady raha ohatsa ka sam sipanjy lay roa mifampiresaka aminjy:°) nefa lay ray nahazo anlay mssg tsy fidiny tiko enao tena miresaka zvtr hafa noho ny fitavana aminjy:-D:-D:-D:-D
24. fasaly
(
11/09/2006 05:40)
Fiffi:
ny ahy aloha de blokeko daholo ny namako ao ! de samy manana ny tour-ny hiresahako azy fa raha tsy zany tsy araka koh!
Raha 3 vavy indray de manao conversation à 3 de zavatra mitovy no resahana.
fiffi: an han! ary hitako no tsy hita am msn raha une fois tous les 6mois kay sam manana ny tour ny an!:-D:-D:-D tsy ratsy sam mahazo kely:wink: fa tena manakarary andoha be kosa lay miresaka am oul efa ho telo efatra:{:{:{:{
25. Fiffi
(
11/09/2006 05:46)
ftma:ftma: ka zay no nolazaiko hoe azo hatao ny manao conversation à 3 de fenêtre 1 hiany no resahanay 3 !
Fiffi: de mbola tsy nisy diso varavarakely ve? message tsy hoanao lasanao?
De zay koh no nahatonga ahy manao hoe blokeko daholo ny liste de jereko aloha hoe iza no hiresaka voalohany sns....fa le fenêtre maro misokatra tena tsy araka koh!
Fa le olona miresaka amiko indray mety izy no manana fenetre hafa misokatra fa zah aloha mbola tsy tratran'io an! :):-*
26. ftma
(
11/09/2006 07:06)
cutie io an'i XXX io mihitsy le izy :wink:
Fasaly njy ko tratra omaly fa soa ihany fa tsy grave :wink: ity no tena nampihome ahy:
-"za hoan tsy any aminy izany fa miasa ato antrano"
-ahoana an?
- "aza jalouse ohatr'io hoa ianao fa za tsy any tssss"
- fa iza no resainao io?
-Buzz
-" tonga aty raha tsy maharoky ianao e @ zay ko ..."
-Buzz
-"azafady akia fa diso fênetre za an hitako rangitra be le antsy tsy mamaly za kay lasanjy ny valiny"
:-D :-D :-D
aleo tsy tantaraina daholo sao tsy mety miresakaamiko intsony ilay namana :wink:
Fasaly njy ko tratra omaly fa soa ihany fa tsy grave :wink: ity no tena nampihome ahy:
-"za hoan tsy any aminy izany fa miasa ato antrano"
-ahoana an?
- "aza jalouse ohatr'io hoa ianao fa za tsy any tssss"
- fa iza no resainao io?
-Buzz
-" tonga aty raha tsy maharoky ianao e @ zay ko ..."
-Buzz
-"azafady akia fa diso fênetre za an hitako rangitra be le antsy tsy mamaly za kay lasanjy ny valiny"
:-D :-D :-D
aleo tsy tantaraina daholo sao tsy mety miresakaamiko intsony ilay namana :wink:
29. Aino
(
11/09/2006 10:03)
misy idnray ny sasany, le diso ps na koa olona de afangarony @ sasany ianao. de rehefa resahina izy hoe tsy izaho izany dia misy ny sasany tonga dia miakatr'afo eb de manopa sns.
31. ftma
(
11/09/2006 11:13)
xxx hummmmm de ahoana? tantarao ny niafarany ko :roll:
aino: izaho aloha dia afangaron'ny olona @ hafa e misy maka pv foana teneniko hoe tsy za zany vao tonga saina
aino: izaho aloha dia afangaron'ny olona @ hafa e misy maka pv foana teneniko hoe tsy za zany vao tonga saina
32. majakely
(
11/09/2006 12:09)
hihihihihi,,njainjay tena gravy io ,,,hodiko fannn fotsiny ny ahy hihihi
33. mimich
(
11/09/2006 12:52)
ftma:
rehefa ao @ pv ny chat na msn na yahoo misy diso varavarakely (fênetre) mba tantarao hoe inona ny hafatra azonareo tao nefa tsy natao hoanareo? dia nisy lasa niady ve ?:wink:
za de matetika tratran'io rehefa mihamaro ny oll iresahana. Mbola tsy nisy niady aloha sady mbola tsisy secret nivoaka ee; soa ihany:lol::lol:
34. ftma
(
11/09/2006 13:06)
majakely: aza odiana fanina izany fa mba tantarao e
mimich: mivoaka eo ihany io @ farany :wink:
mimich: mivoaka eo ihany io @ farany :wink:
35. xxx
(
11/09/2006 13:15)
xxx hummmmm de ahoana? tantarao ny niafarany ko :roll:
efa io k
Saika nisy ady fa tsy nasiana tampoka :)
36. Aino
(
11/09/2006 14:24)
ny ahy indray ny sasany mody ampiresahiko kely aloha indraindray vao lazaiko hoe tsy izhao anie iznay olona resahinao izany.
37. cutie
(
11/09/2006 21:04)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 11-09-2006 07:38:22
Lohateny : Re : diso varavarakely
Hoy i cutie:
Fa nahona no lasa miady ?
lasa miady raha ohatsa ka sam sipanjy lay roa mifampiresaka aminjy nefa lay ray nahazo anlay mssg tsy fidiny tiko enao tena miresaka zvtr hafa noho ny fitavana aminjy
zany moa izy io, tena tsy kopy za kle :roll:
tratran'ny dekalazy njay :-D
38. ftma
(
11/09/2006 22:09)
cutie aza mody adala eo fa tsssss mba tantarao @ nay le pv diso toerana tao :wink:
aino: voahodina ao njy fa atao tsara :roll:
aino: voahodina ao njy fa atao tsara :roll:
39. cutie
(
11/09/2006 22:19)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 12-09-2006 00:09:28
Lohateny : Re : diso varavarakely
cutie aza mody adala eo fa tsssss mba tantarao @ nay le pv diso toerana tao
za akia tsy mi-pv a :-$
40. cutie
(
11/09/2006 22:51)
Fa za matetika diso tab fa tsy diso varavarankely ka :-D
De tsy misy hotantaraina :lol:
De tsy misy hotantaraina :lol:
