aiz aihany le manja be teo aloha eh!!

1. Aino ( 10/09/2006 20:09)
lasa hoa ny eritreritro fa tsy nisy hita dol hireo py chat ao @ karajia taloha izay namana tena mavitsika sy mafinaritra ny miresaka aminy.
indraindray mba te hiezaka ny hanoy @ hireo vaovao tahaka ny fanao teo aloha fa tsy mety mihintsy!!!
izaho ankory tsy milaza fa tsy tsara hireo @ izao fa tena samy hafa be mihintsy.
novalian'i Aino ny 13/09/2006 21:13
2. cutie ( 10/09/2006 20:14)
tsy mitovy ny feeling e :-D
3. ftma ( 10/09/2006 20:22)
Aino: ao daholo fa mba miova akanjo ko :wink:
cutie: feeling inona zany tsy mitovy izany?
4. cutie ( 10/09/2006 20:30)
ny feeling ny mpitsaty ka
5. ravatorano ( 11/09/2006 05:13)
aino< tonga soa njay njy e
zany tokoa v !
marina miitsy ilay hoe tsy mitovy ny feeling fa na izany aza ezaho ihany izay hampety azy d hahita namana mlay b njy !:wink:
6. naritsimba ( 11/09/2006 05:33)
aino> aiza njy zao efa nody sa mbola eto dago? njy aloha tsy nampoiziko mihitsy hoe hay olona efa nifankahita tamiko t@ fahakelin'njy e, izay no tsy hanaovan-dratsy.
Raha ny momba ireo mpitsaty dia izao, aza atao mahagaga izany satria efa niova ny tanjona ho an'ny ankamaroan'ireo mpitsaty vao² satria fomban-javatra izany rehefa mitombo ny lazan'ny zavatra iray. izany no mahatonga ahy tsy dia mitsaty firy koa fa dia aleoko aty @ forum sisa no miala vonkona, izany koa no mahatonga ny olona mpitsaty tsy sahy miseho rehefa misy fihaonana fa matahotra ny ho voakiana satria (angamba) miteniteny foana.
Ny ankamaroan'ireo mpitsaty taloha @ izao dia efa nifankahita tava, ka dia natao hifampitana hafatra vety² fotsiny sisa ny tsaty dia izay fa tsy maharitra intsony satria rehefa te hihaona izy ireo dia efa samy manana ny phone ny dia mandefa message dia lasa izao. Ho an'ny mbola matahotra ny miseho vatana na virtuel no tena mampiasa tchat fa ny efa reel, mandeha ho azy rehefa mifanao fotoana.
izay no azoko lazaina e?
7. hery ( 11/09/2006 07:16)
naritsimba> ie... ho an'ny olona matahotra reel ohatra anay sy ry lanto sy la_douce sy cathy sy mimoza sy ry maina sy ry sanana sy ry ds sy ry ralay sy ry sipagasy sy ry rrasoa sy ry angie sy ry thekidd1 sy ry printsy3 sy ry... be loatra... oups, kay izahay ireo tonga amin'ny fihaonan'ny namana foana :-p fa mbola mi-chat :-)
8. ftma ( 11/09/2006 08:12)
izaho adinon'i hery :(
Naritsimba: tsy hoe rehefa mifakahita dia tsy mi-chat intsony fa misy antony e, misy namana sasany izao lasa niasa any @ dezaka de tsy ao, ao ny sahirana amin'ny asa na sahirana @ tokatranony.
Tsy hoe efa hitako sipagasy,lanto,la-douce, mcfy,ralay, archibald sy ny sns dia tsy hiditra intsony za :wink: fa mbola nakao ihany dia nahita an'i maina,mikeh,willi_, sanana, cathy, mimoza, fasaly, sns ary mbola manantena ny hahita an'i hery, angie, pritsy3, thekidd, miss, nanoukely, poly,cutie, sns sy ireo namana be de be vaovao vao tonga ireo :wink:
Aino: efa hitanjy za alina :-* mbola sahirana kely de tsy ao matetika
9. naritsimba ( 11/09/2006 08:36)
Hery> tsy mbola nitonona aho akory hoe iza ra hery, fa fanamarihana ny ahy, ho anareo any am-pita ireo dia tena marina izany satria izao, ianareo dia afaka miresaka maharitra tokoa noho ny fananareo internet any an-tokantrano fa izahay aty dago dia efa vitsy sisa no afaka tena migalabona fa voafetra noho ny asa sy ny fotoana, ny any an-tokantrano moa dia azo isaina @ rantsa-tanana no manana raha manana, noho izany dia fifandraisana haingana araka izay azo atao no atao, fa dia ao @ forum no tena hampitana ny vao² rehetra.

Ny @ hoe fomba firesaka indray dia nahamarika aho fa mitady hivaona @ naha tchat sera² azy ny resaka satria lasa resaka tsy matotra ny ankamaroany, fa soa ihany aloha fa tsy mbola tonga @ fitenitenenana foana(teny ratsy). Toy ny ataon\'ny ataon\'ny sasany ato @ forum, lohahevitra hafa no resahina dia avilan\'ny sasany zavatra hafa rehefa avy eo. Izay ilay atao hoe tsy fahamatorana tiako lazaina.

Misaotra e
10. Aino ( 11/09/2006 10:00)
oui ireo voa tonony hery hireo izao anisany piresaka aminko aho nefa araky ny efa voalazany ftma teo aloha dia samy sahirana dol ka tsy de misy tazatazana.
11. lanto ( 11/09/2006 10:47)
I Aino mihisty no tsy hitahita no tena marina :wink:
12. hery ( 11/09/2006 11:00)
Aiza i Aino e :-)

ftma> mbola tsy hitako de tsy notononiko... tsy tafiditra ao anatin'ilay sy ny sisa akory. :-p
13. mimich ( 11/09/2006 13:16)
za tsy mpi chat fa mpijery soratra miakatra fa na izany aza de mahatsapa fa marina io lazain'i aino io. oh ts d mitovy loatra tsony ny fizotry ny resaka ndray2.
ftma> fa nga mbola tsy namonjy fihaonana tany , nefa tato dago efa nihaonana doly hihihi
14. ftma ( 11/09/2006 13:24)
Hery za ihany no tsy tiana ho hita :twisted: efa niteny za fa raha tsy hitako @ ty taona ity de tsy tiako ho hita intsony an :wink:
mimich: ny fihaonana taty t@ andro fiasako daholo e de tsy afaka fa na izany aza efa nahita namana maromaro ihany fa tany Dago no tena nahita betsaka manantena ny hahita anareo rehefa miverina any :-*
Aino: iza avy no tianjy ho hita e?
15. Aino ( 11/09/2006 14:19)
hery aiza i Aino ahoana indray? izaho aza eto ihany ko!!

ftma le tena akama be taloha hireny letsy ko!! manjary tsy misy atokona aho rehefa tonga ao fa tsy misy resahina sy ho aninina hintsony, misy ny sasany le vaovao hireny manko tsy mazaka ary misy ny sasany lasa miteny ratsy tampoka :-/
16. ftma ( 11/09/2006 14:30)
Aino: misy mahafinaritra be ireo vaovao ireo ka ho lasa "taloha" ko ireo atsy ho atsy :wink: njy mahay mampiresaka io ve dia tsy hisy atokona :wink: tongava matetika njy de ho hitanjy eo :-*
17. Aino ( 11/09/2006 15:32)
ftma ka rehefa miditra aho indray idnray de sendra any le be tsy miteny hireny na dia ampiresahina aza izy ko!!
18. cutie ( 11/09/2006 20:40)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
19. mimich ( 12/09/2006 06:21)
Aino> za aloha anisan'ilay tsy miteny rehefa ao ee, miarahaba de mijery soratra miakatra wa , fa tsy haiko tsinn le fomba firesaka sady tsy arako.
Fa ny fahitako ilay tsy miteny ao ireny deilay zaza vaizo mpanao pv de tsy miresaka en public. Za zany an vao tafiditra ao de efa ho 10 ny mpaka pv , de mianton am slt sy omeo tel eo ny resany.
20. mandrindra ( 12/09/2006 10:59)
mimich, zah tsy mbola mpakao fa andao mba handramana hoe hanao pv isika dia samy tsisy manoratra:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.327