Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
boubounezy
(
06/09/2006 20:25)
MENU DU JOUR
LEGUMES FARCIE AU FOUR na grillé
alaivo ny ovy 1 isanoull
uabergine 1
oignon ngéza 1
tomate ngeza 1
cougette rond na courgette lava2 tsy dé lava lotra 1
sasao tsara ireo
refa vita dé tapao2...
suite
répondu par boubounezy le 14/09/2006 21:39
ferrari
(
06/09/2006 19:31)
c est du propre sur M6
Hitanareo ve lay emission omaly alina vers 21h mampiseho vvy 2 tonga ani antrano ny olona dia mampianatra mapirina sy misasa ny trano. Gaga fa misy ny frantsay aty ny tany mandroso. Kanefa ani Madagas...
suite
répondu par kelly13 le 09/10/2006 17:01
ganafolaka
(
06/09/2006 17:57)
Fiesta Boina à Mahajanga
Nisy tany ve nareo ? ...
suite
répondu par mamzelkely le 07/09/2006 08:00
Ralay
(
06/09/2006 17:13)
Pronostika France # Italie
Somary tara ihany nefa sao dia misy liana.Ny ahy aloha dia dia manome 2 sy 1 pour la france anio alina fa dia ho hita eo....
suite
répondu par naughtyboy le 12/09/2006 16:48
tsoah
(
06/09/2006 16:14)
fa nahoana no tsy champion du monde @ BASKET ny DREAM TEAM
somary talanjona:?: ihany aho fa resy :cry:ny American t@ 1/2 final,efa manomboka enjana ve ny havolentan'ny European sa efa mikoroso fahana kosa ny fahaizana American, iza ary no tena marina mba omeo...
suite
répondu par reporteur le 07/10/2006 16:11
petite
(
06/09/2006 14:52)
mijor vavolombelona
Nahazo vady hendry be tato @ serasera, ka noho izany dia Mametraka ny fisaorana be dia be ho an' ny serasera. org, sy ny mpandrindra, ary ny ekipa rehetra fa nahazo vady sahaza tato ny tenanay..sady v...
suite
répondu par niryna le 27/01/2007 04:34
dolby
(
06/09/2006 13:44)
Michat dia mihaona dia misipa
Ahoana ndray no tena fandehan'io, mba tantarao hoe izay efa niarany....
suite
répondu par fiderana le 13/10/2006 11:17
filozofy
(
06/09/2006 12:52)
ARETINA VE SA TOETRA VOAJANAHARY NY LAINGA
[b]Ny marina mitavozavoza hono tsy maharesy ny lainga tsara lahatra[/b].
Misy ny olona tena ikoizana mintsiny fa mahay mandainga. Mahalasa saina ihany indraindray hoe ireny olona ireny ve tsy mahat...
suite
répondu par Fiffi le 10/09/2006 13:35
bertran
(
06/09/2006 12:04)
diplome capaicite au cntemad
inona daholo no mety concour sy asa mety azo atao raha ohatra manana diplome capacite avy ao @ ny cntemad !...
suite
répondu par mimich le 08/09/2006 14:30
hery
(
06/09/2006 11:17)
Takelaka lalao: Nisy fahadisoana
Nisy tsy nety kely ny takelaka lalao.serasera.org teo satria tsy afaka nanokatra lalao eseky vaovao izay te hilalao.
Amin'izao dia efa nahitsy izany.
Afaka manokatra lalao vaovao amin'izay.
Hery...
suite
répondu par fraz le 27/09/2006 15:42
lost
(
06/09/2006 10:21)
KOH-LANTA
Hafa kely ndray t@ity ndray mitoraka ity fa lasa
mpisipa ny finaliste(Emilie$françois-david)...
suite
répondu par Fiffi le 11/09/2006 16:28
tsito
(
06/09/2006 09:19)
pa à pc
za reto nahazo t@ orange oe afaka miresaka mivantana de pc à pc fa tsy haiko ny nanao an'ilay izy a mba atoroy aho fa namaly aloha le ilona hoe dia ahoana e fa za aveo no tsy nahay nanoy an'ilay izy ...
suite
répondu par tsito le 11/09/2006 09:59
xxx
(
06/09/2006 08:31)
fanaovam-beloma !
eo amin-tsika malagasy moa dia zava-dehibe ny fomba amam-panao : mariajy ,famadihana sns , mba lasa ihany ny eritreritro hoe eo amin' ny lafiny iray ity : ny fandevenana , indrindra raha olona ambony ...
suite
répondu par Fiffi le 08/09/2006 20:16
landza
(
06/09/2006 07:42)
hitady sary
ciao hery mba saika hanotany aho hoe ohoana kay no fomba hijereko sar in'olona iray fontsiny ?satria aho nandeha tao @ ilay hoe sary rehetra de tena be dia be ilay izy nefa sarin'olona 1 fotsiny no ti...
suite
répondu par hery le 06/09/2006 09:00
elsami
(
06/09/2006 07:23)
tononkira ANILANAO FOANA (JOY K sy Nampoina)
Mba mitady ny tononkira ANILANAO FOANa an'i JOY K:lol:...
suite
répondu par Fiffi le 11/09/2006 05:34
ikalabozikely
(
06/09/2006 06:45)
za mbo iresaho
manao ahoana daholo ianareo!
za mba te hiresadresaka eto reto a!, de mba manantena anareo an!...
suite
répondu par bada le 11/10/2006 06:17
xxx
(
06/09/2006 06:34)
pazzapa
fa le pazzapa be hanondrotana ny ankizy ho artista vaovao sa ataon rta sy orange fitadiavambola fotsiny e, ra zah aloh ny fanjakana de hidiko any io fa mitady ampiady ny foko et mcar fotsin e...
suite
répondu par fiderana le 06/10/2006 14:31
tivinah
(
06/09/2006 06:00)
TOE-TSAINA MAMPALAHELO
SOMARY LAVALAVA IZY ITY RY ZAREO KANEFA MBA VAKIO IHANY. MOA VE MISY MALAGASY IZAY TSY NALAHELO ARY TSY LATSA-DRANOMASO MIHINTSY TAMIN'NY NAHAMAY NY ROVAN'I MANJAKAMIADANA? RAHA SANATRIA MISY IZANY D...
suite
répondu par Fiffi le 11/09/2006 21:03
soanja
(
06/09/2006 04:02)
I Madagasikara
Lasa eritreritra hoa zah hoe mety ho possible ve raha asiana takelaka momba ny fizahan-tany Madagasikara eto ry Hery, fantatro fa efa be ny asanao ary fantatro koa fa lafo be ny rehetra ary misaotra a...
suite
répondu par soanja le 06/09/2006 19:45
soanja
(
06/09/2006 03:55)
Hosorana tantely!
Rehefa misy olona vao tonga voalohany ao antranonao dia milaza ianao hoe "Tongasoa ato aminay ary hosorana tantely mihitsy"
Mba misy afaka manazava momba an'io ve. Sarisarin-teny ve io sa tena nisy ...
suite
répondu par soanja le 22/09/2006 23:15
