za mbo iresaho

1. ikalabozikely ( 06/09/2006 06:45)
manao ahoana daholo ianareo!
za mba te hiresadresaka eto reto a!, de mba manantena anareo an!
novalian'i bada ny 11/10/2006 06:17
2. mamzelkely ( 06/09/2006 09:04)
manaôna mahazo miresaka ka tsisy bedy :°) tonga soa aza ee :wink:
3. Simpona ( 06/09/2006 09:39)
ô ry kalabozy
bozy tiako indrindra
ny ao anatiko ao miredareda
Miredareda, mila rano avy aminao
hanala hetaheta
bozy kely :wink::}:}

4. andry08 ( 06/09/2006 09:56)
Salut Bozikely, tonga soa:)
5. booboo ( 06/09/2006 10:56)
tonga soa klou dia inona ny vaovao sy malaza ?
6. volana1 ( 06/09/2006 13:48)
Ikalabozikely, raha te-hiresaka dia asio sujet fa tsy mety ny mi-discuter dans le vide, sahala amin'ny mandany andro fotsiny, asio sujet fa vonona zahay !
7. tsoah ( 06/09/2006 16:07)
tsa de misy ho resahana re Bozy fa mahafinaritra fotsiny le ady tany Liban, zay de nifarana sahady tsy mba faly ve enao fa nijanona sahady leizy satria maro be ny aventage azo rehefa nijanona le guerre , de efa enao amizay no mamaly ok , de bon chance eh
8. tafita ( 06/09/2006 16:29)
Toa mba mahafinaritra ahy ny miresaka kely
amin'ny mademoiselle
fa ny anarana mantsy dia nanaitra avy hatrany
tsy hoe mananihany
fa izany hoy aho toa endrika Anjely
dia ikalabozikely
maniry hiresaka amin'ny olona maro
na mifangaroharo
na lahy na vavy, ka mandany ny lera
ato anaty serasera
dia izaho koa mba vonona hiresaka aminao
nefa raha azo atao
izaho dia tsotra ary be vazivazy
sy mpanala azy
tsy dia al'aise aho amin'ireny hoe
manao serieux
fa tsy haiko ny miresaka raha tahak'ireny
rehefa miteny
dia izany izany aloha fa avy eo mifankahita
hoy tafita
Veloma mamy be , tsy mba tenin-jomboto
fa le ao amin'ny Tompo
9. Ralay ( 07/09/2006 09:39)
Miarahaba an'ikalabozikely dia mazotoa miresaka na manoratra ho an'ny namana fa hamaly anaro daholo ireo
10. ikalakintina ( 08/09/2006 10:48)
misaotra daholo reto an!, ao fa asiana size am zay ary!,tena ao tsara kosa alou le tononkalon'i tafita e!,, mampiainga ny aingapanahin'i tafita mitsy angaha le anarana?
11. Fiffi ( 08/09/2006 17:00)
Tafita: =D=D=D=D=D
12. ninih ( 12/09/2006 09:25)
ikalabozikely: tongasoa aky na de efa somary tara le fiarabako aza e!
tafita :=D =D =D=D ^:^ ^:^
13. tafita ( 12/09/2006 20:50)
sady mitehaka , no mively lamako
ka manakoako
ary koa tena faly nahita an'ity
ny namana ninih
fa ikalabozikely nila namana indray
no tsy hitahitanay
nefa izy nangataka sady niangavy
tamin-tsika mianakavy
hoe mba hiresahana ato anatin'ny namana
hotolorana ny tanana
avy dia najavona tsy hitako teo
fa nankaiza zareo
nony vonona ny olona hiresaka amin'azy
sa mba vazivazy
no nandefasany hafatra namana vaovao
no nataony toy izao
maro ihany ny te-hiresaka aminy angé
tonga maro be
fa ikalabozikely no tsy hita indray
ka tena tsy milay
ny olona miandry ny hiresaka teo
dia nanjary nihaleo
ka nahatonga ahy hanoratra izao
hanontany vaovao
nankaiza hoy aho , nankaiza eeeeeee

14. ninih ( 13/09/2006 08:33)
tafita: aza mikorapaka fa tsy ho tamy eo foana ve ikalabozikely e!
ikalabozikely: mba valio aky zahay fa nihanana teto daolo e!
15. robot ( 20/09/2006 11:45)
slut ikalabozikely
avy nijery ireo hafatra maro ireo ny tenako
de mahagaga ihiany marina araka ny voalazany tafita
fa tena marina ,fa ianao tsy mba mamaly mintsy eh
nefa anie le lohateny nosoratanao ery ambony de hoe
"za mbo iresaho" tsy lany fotoana ve ianao nanoratra azy ity ato ,mba valio ihiany re ny msg n'ol eh
de in mo ry reto no ataontsika azy refa tsy mamaly izy eh , sao mba tsy tia namana kos ary ,fa mandany ny fotoana ny ol retra eo fotsiny
misaotra an zay rehetra mba namaly ny antsony eh
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-*:-@:-@:-@:-@:-@:-$:-$:-$:-$
16. tafita ( 20/09/2006 20:49)
Kivy sy ketraka aho raha nanao indray mijery
ny hafatr'ikalabozikely
soa fa mba tonga ny namana robot
nanao ny consolation
ka mba velom-bolo ary koa falifaly
nahita nareo namaly
ikalabozikely nangataka hiresahana
nefa izao nahazo vahana
fa ny namana sasany indray no tompon'ny teny
ireny hitanao ireny
tonga am-pitiavana sady an-kitsim-po
tena marina tokoa
ny namana robot dia nanao tanisa lava
te hiresaka mazava
lasa koa ny saiko , toa naminavina
ka aleo dia mangina
aorian'ity aho tsy hamaly intsony
tsy hoe izaho no mpikomy
Ka dia veloma enao robot manantena hifankahita
hoy ny namana tafita
17. ikalakintina ( 21/09/2006 09:55)
tafita:=D=D=D=D
18. vonicx ( 07/10/2006 17:25)
de ma vao ka mba resaho
resaka mazava
mba mitondra soa
na hoa
na ho anao(l):*
19. Fiffi ( 09/10/2006 21:07)
mahay Tafita kah! :)=D=D=D
20. fiderana ( 10/10/2006 09:35)
Zah vonona ny hiresaka aminao foana 8).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7203