KOH-LANTA
1. lost
(
06/09/2006 10:21)
Hafa kely ndray t@ity ndray mitoraka ity fa lasa
mpisipa ny finaliste(Emilie$françois-david)
mpisipa ny finaliste(Emilie$françois-david)
novalian'i Fiffi ny 11/09/2006 16:28
4. Vaika
(
06/09/2006 11:05)
Amin'izay izy mi-deux kely tsy favoris mihintsy tamin'ny voalohany:D
Bonne le tantara fa tsy ampy kely fotsiny tamin'ny farany hoe : zaraina 50-50 ny loka azo fa efa mba mpifankatia ihany ts'inona. Izay no mba happy end nendrasan'ny maro fa na izany aza nifarana tsara tokoa ilay tantara. Nahafinaritra e !

5. fasaly
(
06/09/2006 17:47)
inona no maha hafa kely azy kosa e!
zavatra mety hitrànga dool reny kou!
mahafinaritra ny nijery azy roa no tena bô koupla
zavatra mety hitrànga dool reny kou!
mahafinaritra ny nijery azy roa no tena bô koupla
9. booboo
(
06/09/2006 19:14)
tsssss k'efa oe débilous kouh ! ...sady kamo zà ny tena ny marina :°):°):°)
13. Vaika
(
06/09/2006 22:57)
cutie : koh lanta = jeu hijerevana ny réaction psychologique ny olona iray ao anaty groupe rehefa tavela eny amin'ny île déserte sy noana izy. Dia izay mahatanty choc (na fetsy na tsara chance) indrindra no mandresy dia mahazo 100 000 € (40 jours !). Sady asaina mifaninana ry zareo (jeu de confort : kaly ets..et d'immunité : tsy mahazo roahina), dia ny groupe no mifidy (vote à bulletin secret) hoe iza no rohahina (fa vendrana loatra :°) )isan-kerinandro eo ho eo no fidina izay resy. Dia izay tavela farany indrindra no mandresy.
Raha fintinina izany dia hita taratra mazava tsara amin'ilay jeu ny fihetsiky ny vhv mpampiady olona, mpifosa, mitomany lava, kely aina, ratsy toetra:°):°):°)
Laingako izany e !:-D:-D:-D
Sipa manja be (mannequin), sady tsara fanahy sy matsilo saina:°):°):°) no saika nandresy. Dia ilay kôfy boay pôtamie kely nandresy no lasa sipany:twisted:
Za koa hisoratra anarana amin'ny herintaona:roll:
Fa ilay vary 5 kilao kely ho an'ny olona 10 (pendant 40 jours) no mampatahotra ahy : 2 andro de laniko irery satria za allergique aux crustacées:oops::-D:-D:-D

14. cutie
(
06/09/2006 23:08)
merci vaika :lol:
toa misy emission mitovitovy ohtran'io aty fa tsy tadidiko ny titre :-D
toa misy emission mitovitovy ohtran'io aty fa tsy tadidiko ny titre :-D
15. fasaly
(
07/09/2006 16:26)
cutie:
vaika
in zany koh lanta:roll::roll::roll:
:-D:-D:-D:-D izy wa de taraiky foana:-D tratran'ny dekalazy horerera njay zao io....:roll::-D
19. Fiffi
(
08/09/2006 05:51)
cutie: de rien akia an! :D:-*:* de jereo koa akia ity an! http://www.toutelatele.com/article.php3?id_article=5739