pa à pc

1. tsito ( 06/09/2006 09:19)
za reto nahazo t@ orange oe afaka miresaka mivantana de pc à pc fa tsy haiko ny nanao an'ilay izy a mba atoroy aho fa namaly aloha le ilona hoe dia ahoana e fa za aveo no tsy nahay nanoy an'ilay izy tsonu
novalian'i tsito ny 11/09/2006 09:59
2. haja ( 06/09/2006 10:49)
avelao hanaovako azy e. Ianao anie tsy mna manontany aty e
3. tsito ( 06/09/2006 15:49)
ka azavao ary fa mba te hampiasa le izy aho e!
4. Ralay ( 06/09/2006 16:59)
Rehefa manana connection enao dia manana contact @ olona iray na maro izany hoe manana adresses MSN na Yahoo, na Skype,sns... dia afaka miresaka mivantana ohatry ny mitelefaonina.Mila micro sy casque enefa @izany ka dia anjaranao no sisa.:lol:
5. tsito ( 11/09/2006 09:59)
misaotra e e e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5164