Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsito, milahatra araka ny daty
tsito
(
06/09/2006 09:19)
pa à pc
za reto nahazo t@ orange oe afaka miresaka mivantana de pc à pc fa tsy haiko ny nanao an'ilay izy a mba atoroy aho fa namaly aloha le ilona hoe dia ahoana e fa za aveo no tsy nahay nanoy an'ilay izy ...
tohiny
novalian'i tsito ny 11/09/2006 09:59
tsito
(
10/08/2006 12:49)
ombay mitady e
asa re olona raha mba misy mahalala ny momba ireto olona ireto ianareo dia mba valio aho
BULLEN YVES et BULLEN PATRICK no anarany. Misy madama efa antitra zay mitady ireo any dago de mba nolazainy ta...
tohiny
novalian'i Ralay ny 25/08/2006 17:08
tsito
(
18/07/2006 14:05)
shine
angamba eto no tokony nametrahako ty hvt ty fa tsy tary. Za ho a mba te haeno vaovao momba ny eglizy evangelik shine pasteur Patrick no mitondra ao. Diso lalana le fanontaniana ka toa vazivazy no vali...
tohiny
novalian'i Achia ny 20/07/2006 16:39
tsito
(
17/07/2006 08:47)
vonjeo eglizy aho
manaoana daholo nareo. Sao mba misy mahalala ny eglise evangelique shine ianareo. Pasteur Patrick no mitondra azy.Mijery sy mitady site mety vakiana momba azy aho fa tsy mahita mintsy. Mba te ahalala ...
tohiny
novalian'i tsito ny 12/09/2006 15:24
