shine

1. tsito ( 18/07/2006 14:05)
angamba eto no tokony nametrahako ty hvt ty fa tsy tary. Za ho a mba te haeno vaovao momba ny eglizy evangelik shine pasteur Patrick no mitondra ao. Diso lalana le fanontaniana ka toa vazivazy no valiny. Teny apitan'ny cora ny toerampivavahana talo, fa zao tsy haiko tsony, sy zay rehetra momba azy e. lazao daholo.
novalian'i Achia ny 20/07/2006 16:39
2. Achia ( 18/07/2006 18:25)
Teto Dago ve zany eglizy lazainao zany e ?
3. dadabe ( 19/07/2006 12:31)
zah kounkou tsa mahay koaa
4. tsito ( 20/07/2006 13:08)
Tena teto dago tokoa ilay eglizy.fa aleo ary ovaiko ny fanontaniana sao zay no metimety e ! Inona ny radio evangilk na tele avangelik niorina farany any, tsy ne record le misy monami a ! toa efa rava manko iny fa izay ankoatra izay zany hoe ze nirina tato anatin'ny roa taona e ! dia misotra melo
5. Achia ( 20/07/2006 16:39)
ahhh dah chy heko raha tiagnao lazeny :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1558