Michat dia mihaona dia misipa
1. dolby
(
06/09/2006 13:44)
Ahoana ndray no tena fandehan'io, mba tantarao hoe izay efa niarany.
novalian'i fiderana ny 13/10/2006 11:17
6. nolalaina
(
06/09/2006 14:06)
hery:
... dia mivady dia miteraka dia point.
aaaaahhh??!! zay zany no fanao mba azahoana point bdb eto araky lé resaka ary??!! :lol: ary ndeh ho atao zany @ zay mba B point !! :°) hihihihihi!!
10. dolby
(
06/09/2006 14:11)
Mba ataovy tantara tsara e, hoe niresaka tamin'ny chat aloha dia afaka zao andro dia nihaona teo Analakely , tany amin'ny resto (gasy) avy eo ,............
12. diamondra27
(
06/09/2006 14:16)
mety nividy glasy tao @ honey 'zao dolby sa nakany @ shalimar:miam::miam::miam::miam:
13. nolalaina
(
06/09/2006 14:25)
Za zao ry dolby mbola eo ampi-tsatina an!! mbola ho ela ela raha zao no fandehany vô tonga any @ resto!! hihihihi lazaiko eo ihany ny tohiny!! :wink:
14. xxx
(
06/09/2006 14:29)
sarotra be le izy satria misy lazaholana biolojika be ilay hoe fitiavana, raha tsy hoe angaha tsy fitiavana no resahana fa fihaonana ara nofo fotsiny na zavatra hafa.
ny tiko tenenina dia hoe tsy mety zany ilay hoe misipa sy mivady @ chat satria misy fitaka foana ao na fandrika.
sôtsa tpk (point)
ny tiko tenenina dia hoe tsy mety zany ilay hoe misipa sy mivady @ chat satria misy fitaka foana ao na fandrika.
sôtsa tpk (point)
16. pissoa
(
06/09/2006 14:33)
Michat dia mihaona dia misipa
Dia tokony mitohy ohatran'ny fifampisipana rehetra ihany izany koa :roll:
17. nanourand
(
06/09/2006 14:38)
1. michat : dia matetika azany ao efa misipa kouu
2. mitel : tsimaintsy mandalo kely @ io klou
3. mihaona : eo @zay le na misy deception kely na faly be fa tsy araka noheritreretina (pluspart des cas tsy reciprok le sentiment hoe deception na faly be)
4. miaraka : mody na tena izy fa eo no tena atomboka ilay hoe fahafantarana ilay iray
5. na mety avy eo na tsy mety : 80% mety 20% tsy mety

18. mamzelkely
(
06/09/2006 14:55)
dolby:
michat, dia mihaona dia misipa,Ahoana ndray no tena fandehan'io
io vôlazanao io ny fandehany ka de refa mety ny tantana de mitohy refa ts mety de misaraka :lol:
20. dolby
(
06/09/2006 15:19)
nanourand:
1. michat : dia matetika azany ao efa misipa kouu
2. mitel : tsimaintsy mandalo kely @ io klou
3. mihaona : eo @zay le na misy deception kely na faly be fa tsy araka noheritreretina (pluspart des cas tsy reciprok le sentiment hoe deception na faly be)
4. miaraka : mody na tena izy fa eo no tena atomboka ilay hoe fahafantarana ilay iray
5. na mety avy eo na tsy mety : 80% mety 20% tsy mety
Ny anareo izao no valiny mba azo noraisina hatramin'izao :)