Michat dia mihaona dia misipa

21. hery
(
06/09/2006 15:23)
nanourand> Misy koa
1. Michat @ public
2. Mandeha pv
3. Manomboka mifananihany
4. Mifanome tel (efa tsy hita ao @ public intsony amin'io lol)
5. Mifanakalo sary (na webcam)
6. Mihaona
---- Mizara telo ny possibilités ----
7a. Mifandray ny onde => mifankatia
7b. Tsy mifandray ny onde => mody mifankatia satria wain
7c. Tsy mifandray ny onde => miverina michat @ public :-)
8a. Lasa lavitra be (Mariazy- Zanaka- Zafikely -sns...)
8b. Manomboka miverina michat @ public tampoka
9b. Manomboka misangy oul hafa
10b. Saropiaro ny andaniny
11b. Rombo
12b. Miverina @ point 1
Oups... misy hanao conclusion maromaro zao ao...
Mety manao tour maromaro io cycle io vao tafavoaka @ point 8a :-)
Ataovy foana fa otran'ny loto io... Izay tsy milalao ihany no tsy mahazo :-)

22. nikopol
(
06/09/2006 15:31)
ie, ohatran'ny loto io fa misy misy efa lany vola be mbola tsy mahazo foana :lol:

25. diamondra27
(
06/09/2006 16:22)
misy adino kosa e! na HS
Tsy voatery hoe:mitsaty de misipa etc...
Fa misy nahazo namana tena namana
misy nahazo mpiara-miasa
misy nahazo conseiller
io aloha ny cas-ko fa ny anareo tsy haiko
Tsy voatery hoe:mitsaty de misipa etc...
Fa misy nahazo namana tena namana
misy nahazo mpiara-miasa
misy nahazo conseiller
io aloha ny cas-ko fa ny anareo tsy haiko

26. fasaly
(
06/09/2006 17:37)
dolby:
Ahoana ndray no tena fandehan'io, mba tantarao hoe izay efa niarany.
toa otran'ny tsy mifanaraka amiko io voalaza io klou e! amiko misipa virotoaly klou! de mitsaty de miaona de mi hummmm be amzay.....:wink::-D:-D:-D

27. hery
(
06/09/2006 17:38)
diamondra27> tsy ny rehetra no lazaina eto kah...
Fa ireo izay nisipa t@ chat
Fa ireo izay nisipa t@ chat

28. mbaliana
(
06/09/2006 18:12)
mis pro.. be ato zany k'ty... leo aloha hanaraka mangingina hahitana ny fandehany ....:-D:-D:-D

29. kiali
(
06/09/2006 18:23)
ary zah tsy hitsaty tsony zany fa sô de mahabevoka zanak'ol eo ! :lol::lol:=))=))=))

32. pissoa
(
06/09/2006 18:39)
Hay ve ny tantara hatramin'ny voalohany e ... zah tsy nahazo fa nampoiziko hoe rehefa avy mihaona sy misipa le fantaniana :oops::oops::oops::-D
1 - Michat @ public
2 - Mifananihany
3 - Ny iray manipy teny moa ny iray tsipazan-teny :-D
4 - Lasa mifanipy teny :}
5 - Mandeha pv (l)
6 - Ny iray mitory fitiavana amizay :oops: moa ny iray mody manao be saina :-w (tapa-tsinay zah ato =))=))=)) )
7 - Mirevina amin'ny points (4) amin'ny lazain'i Hery
Mety ho miety ve io? :roll::-D:-D:-D

35. cathy
(
07/09/2006 01:09)
Fasaly mbo midira ao moa adroky de hahita ny tsirony
kiali de atao aiza le seli be da be reo
za aloha nahazo namana bobaka be taminy tsaty eh:lol::lol::lol: fa tsa nahaza sipa :evil:
kiali de atao aiza le seli be da be reo
za aloha nahazo namana bobaka be taminy tsaty eh:lol::lol::lol: fa tsa nahaza sipa :evil:

36. fasaly
(
07/09/2006 05:46)
cathy: ka zà efa niditra de misy tsy mamaly refa arabaina de kivy be zà kouuuu!:cry::lol::lol:sady sao de bevohoka ao zà ka!:°):°)

39. naritsimba
(
07/09/2006 07:26)
Zà aloha dia tsary mbôla nikôty de mazava ho azy fa tsy nahazaka e!

40. rasoul
(
07/09/2006 10:37)
hay vare zany ty michat ty e!:o
da mba hanandrana koa za kle!
:lol:nefa nge ao tsisy mpamaly mintsy fa reraka ny miarahaba fotsiny e!:-D:-D
da mba hanandrana koa za kle!
:lol:nefa nge ao tsisy mpamaly mintsy fa reraka ny miarahaba fotsiny e!:-D:-D