Michat dia mihaona dia misipa

81. simplex ( 07/09/2006 21:22)
xxx,

aoro size (kaody HS) ony fa aoka izay :°):°)

de mba tohizo ary le roman mba misy andinihanay azy fa zay zao tena eo ampanomanana an'le "algorithme" fanaovana tsaty mintsy e :°):oops::oops::-D:-D

:-*:-*
82. xxx ( 07/09/2006 21:25)
simplex
83. dolby ( 08/09/2006 07:33)
xxx > Tena milay mihitsy ilay fitantaranao azy :) :)
84. xxx ( 08/09/2006 12:13)
milay ny fitatarako azy fa ny niainako tsy milay! te hanadino ,ef miezaka manadino miitsy, ny @sisa tsy atao tsony ouwa! zao zao na ny i-tchat ao @ room aza lasa manova ps fonafoana
85. rasoul ( 08/09/2006 12:24)
mahafinaritra ny mihaino azy zany fa tsy te ho eo @ toeran'ny actrice na acteur za kle.....
86. xxx ( 08/09/2006 12:27)
:oops::oops::oops::oops:=((=((=((
87. nikopol ( 08/09/2006 14:47)
tsy azoko ny hanovana ps ?
efa vita de vita koa ! :lol:
88. fasaly ( 08/09/2006 15:37)
f'ita kou!:-D
89. xxx ( 08/09/2006 16:46)
kou ts eo @ toerako ngé nareo é! d ts azonareo le iz!!:!:fa ho ita eo é
90. xxx ( 08/09/2006 16:47)
fa zay klou le mesaventure-ko teto; tiko mbo nolazaina:cry:
91. Fiffi ( 08/09/2006 16:50)
xxx:
ny tiko tenenina dia hoe tsy mety zany ilay hoe misipa sy mivady @ chat satria misy fitaka foana ao na fandrika.
fa nahoana kosa nohoe misy fitaka foana ? ka io arakarakin'ny fifandraisana ange eh! raha ohatra ka mety tsara ny fifandraisana de mety tsara koh ny fifankatiavana , nahoana no hoe lasa misy fitaka foana ?


92. xxx ( 08/09/2006 20:59)
za alou araka le tataraiko ny mesaventure ko de itako hoe : nisy fitaka kely ilay iz: nysary alefa sy aseho milayb, ny resak ifanaovana mety tsar t@ tsy niaona ; nef nony tena nihaona de ita fa contrere b anile t@ ts itamaso le itamaso; tsy hoe fitaka sy fandrika angamba fa samy mi-assumer ny zvtr naseony sy nataony é
93. fasaly ( 08/09/2006 21:09)
hummm! de ataovy hanatra ho amin'ny manaraka zany e!:wink::-* ovay njay atao hita maso kalou vao omena sary:lol:
94. cutie ( 08/09/2006 21:16)
:-D:-D:-D:-D:-D
95. ninih ( 11/09/2006 12:28)
raha io lohahevitra io anie aorianan ny fihaonana ny fisipana e! de nitovy izany ny tadin-dokanga ko! fa aza voan' ilay fitaka kely aloha e!:lol:
96. simplex ( 11/09/2006 13:27)

* misipa de mitsaty de miaona: ao tsara fa saingy "impossible" ihany fa tsy maintsy hoe miaona na mitsaty vao afaka misipa.

* misipa de miaona de mitsaty: tsy mety.

* miaona de misipa de mitsaty: tonga lafatra

* miaona de mitsaty de misipa: romantika

* mitsaty de miaona de misipa: "risque" fa na zany aza "faisable", "precaution": sarinao faran'izay ratsy alefa, de aza kotiana izy :D:D

:-*:-*
97. ninih ( 11/09/2006 14:11)
io anie refa mifameno na ratsy na tsara de ok foana e!
98. mandrindra ( 12/09/2006 12:55)
ninih, mifameno ve izany no tokony ho tanjona?
99. rasoul ( 12/09/2006 13:59)
hafa ndray zany ko! :!::!:
100. fiderana ( 13/09/2006 14:53)
Izaho aloha nitsaty dia nihaona, dia niaraka nitsangatsangana dia niverina nifampitsaty izahay, dia mifampiresaka tsotra, die eo indray mamorona progany, tsy fantatro aloha na ho tonga @ ilay hoe hifampisipa fa mbola tsy nanao 1 pas aho , aleho aloha mba hifampinamana ihany, dia milay ny mifampitsaty, mety hatahorana ve raha tonga dia mivady? dia point mifankatia fatratra.
izany izao notena tiako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1289