Michat dia mihaona dia misipa
101. jimtex
(
13/09/2006 15:03)
marina ve fa tsy misy valeur ny sipa raha vao azo @ tsaty.Tena efa galy fantsy izy izay , mandemafy e!TDM?
103. zandrikely
(
13/09/2006 19:58)
io miankina @ tsirairay , tsy azo atao ao anaty sobika iray daholo ny namana
104. fiderana
(
14/09/2006 05:48)
Tsy dia marina loatra ny hoe ny rehetra miaraka avy @ mitsaty dia tsy misy valeur avokoa, fa eto anie ry namana no tena ahalalana ny tena toetran-tsika pitsaty ê, izaho izao manantena ny ahita namana fatratra indrindra eto, hatahorako ho marina ilay hoe :mitsaty dia mifampiphone, dia mihaona dia misipa, fa izao,aleho aloha mitsaty sy mifampiphone foana vao ho tonga amin'izany dia ho hita eo eeeeeeee.........!
105. ninih
(
14/09/2006 10:19)
fiderana > aza adino ny milaza le tohiny @nay ary ko!
jimtex > ny valeur anie samy manana daôlo ny 1/1 e!
jimtex > ny valeur anie samy manana daôlo ny 1/1 e!
106. fiderana
(
15/09/2006 10:37)
lany mihitsy ny credit-ko vao miala izy raha vao mifampiphone, ny tena mahafinaritra ahy dia, bipeny fotsiny aho dia lasa izao, 5.000 ariary indray no lany @ credit injainjay ary 10.000ariary f'inona hoy ianareo, aleho ihany aloha, mifampitsaty fa iny maharitraritra kokoa ny credit na indray andro tontolo nifampitsaty im-betsaka eo, tsy mandreraka ny credit sady izaho tsy hatahorana mihitsy fa matanjaka foana, manao sandwictsa dia jus fotsiny die ao indray aloha:D:):P...........
107. fiderana
(
19/09/2006 11:30)
tena mba nifankahita izahay androany atoandro ry havana , niresaka, dia nisotro coca ,izy avy any an-trano, izaho avy taty ampiasana , dia niresaka tsara, nahafinaritra resaka, dia izy no niteny mialoha t@ 1.30 teo angamba , fa izaho tsy nahatsiaro lera mihitsy, fa hoatrany nahafinaritra ahy ny niresaka taminy , dia izay aloha ny androany, fa ny tohiny mbola ho hita eo ihany.
"Michat=ok
Ny fampiphone, dia nihaona, fa ilay nifampisipa tsy mbola fantatra:P:P:-D
dia izay izany ninih no tohiny
"Michat=ok
Ny fampiphone, dia nihaona, fa ilay nifampisipa tsy mbola fantatra:P:P:-D
dia izay izany ninih no tohiny
110. soamihanta
(
21/09/2006 11:28)
tsy de tsara loatra fa manimba ny fihavanana, sy ny fitondrantena
111. fens
(
21/09/2006 12:47)
simplex:
* misipa de mitsaty de miaona: ao tsara fa saingy "impossible" ihany fa tsy maintsy hoe miaona na mitsaty vao afaka misipa.
* misipa de miaona de mitsaty: tsy mety.
* miaona de misipa de mitsaty: tonga lafatra
* miaona de mitsaty de misipa: romantika
* mitsaty de miaona de misipa: "risque" fa na zany aza "faisable", "precaution": sarinao faran'izay ratsy alefa, de aza kotiana izy :D:D
:-*:-*
Le farany io no to mety amiko kle! za mantsy ratsy tarehy be!:twisted::twisted:
113. jennifer2
(
21/09/2006 13:44)
tapaka le teo fa tsy za akory no haka sipa ato sao misy mandika vilana eo an! lasa tsy fidiny fotsiny iny!
Gaga aho mantsy fa tato ato de be no liana @ le resaka tsat e!sady izay toa mivarina any @ resaka fitiavana daolo le izy!
Gaga aho mantsy fa tato ato de be no liana @ le resaka tsat e!sady izay toa mivarina any @ resaka fitiavana daolo le izy!
117. mandrindra
(
22/09/2006 10:17)
jennifer2, aza atao hoe mivarina kosa e. ny fitiavana anie zavatra milay be e
118. fiderana
(
25/09/2006 06:15)
Izaho manaiky raha alain'i Jenny ê!, tsy hatahorana ny hijanona aho, hihihihi.......!:D:D, fa izao, sty dia maninona raha tonga izany, fa aleho milamina tsara aloha sa ahoana?
119. xxx
(
25/09/2006 18:40)
- Nomena gouter 2000Ar
- Tsy nianatra ny alarobia hariva ka lasa ande hiditra cyber café
- De nande teny Ambohipo kay tapaka ny Jiro
- De nifindra nankeny Ankatso fa teny vo nahita
- De nanokatra www.karajia.org
- De revo nampiresaka tamin'ny pseudo teo amin'ny public
- De nafana ny resaka ka notohizana tao amin'ny PV
- efa nande ny ora ka votery tsy maintsy hofaranana ny resaka satria 2000Ar ihany ny vola anana
- De nangataka N° phn
- De nody tamin'ny endrika falifaly
- De nangataka credit tamin'i Dada tonga tany antrano
- De nantsoina le N°
- De nahazo rendez vous fa we am sabotsy
- De tsy andry ze ahatongavan'ny am sabotsy
- De vodonan'ny Tomabilina ny zoma fa lasa saina lava ka tsy mahita fiara tsony eny andalana
- De niditra hopitaly
- De tsy poinse le rendez vous
- De tsy nahavita niantso tsony satria tsy nanana credit tsony
- De tsy namaly tsony kou le tokony hamaly
- De miandry ny fahasitranana indray vao mitohy ny tantara
(fin de la premiere partie)

120. xxx
(
25/09/2006 19:28)
hitako aho no niandry vasoka tamin'iny sabotsy iny :snif:
Ao @ chat ndray ary ny fitaona e ! (l)
Ao @ chat ndray ary ny fitaona e ! (l)