Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sanga ( 02/09/2006 11:55)
Olombelo Ricky
Salama ny olombelona rehetra. Faly aho mampandre ho an'ireo izay mpankafy ny olombelo Ricky ohatr'ahy fa efa mivoaka any ny hira voalohany @ ilay raki-kira vaovao izay hivoaka atsy ho atsy izay mit... tohiny
novalian'i sanga ny 08/09/2006 20:34
jimtex ( 02/09/2006 11:33)
Hatraiza no fetran'ny hoe SATRIA TIKO IZY?
Misy ny olona efa mahatratra azy miara-matory @olona hafa izao de mbola eo ihany satria tiko izy(STKI),misy efa lasa nanambady hafa dia mbola andrasana sao miova hevitra(STKI),efa tsy ankasitrahan'... tohiny
novalian'i lysie83 ny 03/11/2006 13:04
boubounezy ( 02/09/2006 09:59)
vazah iany no milay e!
ary mba aona ny fijerinareo ny vhv gasy tsy ty gasy fa ny aza ony vazah iany. ary misy mintsy ny sasany zany dé ra mba kôtiny bandy gasy dé wé za tsy ty gasy vazah iany. ny zavatra itako nefa dé ... tohiny
novalian'i dylan007 ny 28/10/2006 09:38
lucfre ( 02/09/2006 05:58)
bizina
Salut ! Efa nampidirinay ilay sary nefa tsy nipotra, sa misy fomba hafa fampidirana azy? sa inona no tokony atao? ... tohiny
novalian'i hery ny 02/09/2006 08:40
Rice ( 02/09/2006 05:16)
Mpivady tsy mitovy firenena
Mahavariana ahy mahita an'ireny mpivady samy hafa firenena, dia fitenenana hafa mihitsy no itenen'izy mivady. Mety mahateny ny rehetra ve raha samy fiteny tsy an'ny tena no ifampiresahan'ny mpifankati... tohiny
novalian'i xxx ny 16/09/2006 17:38
fijo ( 01/09/2006 22:55)
findramam bola any ivelany.
mino aho fa isika liana rehetra momba ity resaka politika ity,dia nahita le fihaonana nataon'ny mpikambana "manampahaizana gasy" raha tsy diso ny tadidiko ,fa hafakomaly no nahitako le izy. ny tena r... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:24
boubounezy ( 01/09/2006 21:40)
MENU DU JOUR
aleo ndray alou anao rou mazava ndray e! hena omby na trondro lena na maina. andraoy ny nena omby, aza atao tena masaka lotra refa ritra dé arotsay ny tongolo endasina miaraka @ avy eo arotsay ny v... tohiny
Fiffi ( 01/09/2006 17:32)
FALIFALY
[b]FALIFALY[/b] [b]Faly aho Ary ianao ? Maninona moa ? No tsy toy izany koa ? Hafaliana tsy homby tratra Sady tsara no tsy maratra Ity fo feno hafaliana Fa nanjavona ny hakiviana Fali... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/04/2007 14:19
andoniaina ( 01/09/2006 16:32)
Hanokatra MSN !
Mbô mila toro-hevitra avy aminareo aho hoe:ahoana kay ny zvtra tokony hatao raha vao hanokatra boîte MSN mihintsy,de misaotra mialoha :!::!:... tohiny
novalian'i fens ny 03/09/2006 18:46
Herimiafina ( 01/09/2006 16:21)
Federalista!!!!
Misy mandika vilana ho fisarahambazana izy io kanefa hitako ohatry ny tsara trandrahana ihany. Asa ahoana ny hevitrareo? raha izaho manokana mantsy dai tena hitako tsy handeha mihintsy io toe-dr... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:25
fasaly ( 01/09/2006 15:42)
sakafo-tsinoa
hono wa??? mba misy mahay mikarakaraka ilay kotoleta voahendy mikarepoka somary mamy tsiro reny ve???toy ilay eny amin'ny resto chinois madà , tsisy an'i mantsy am resto chinois aty ampita:roll::roll... tohiny
novalian'i fasaly ny 07/09/2006 05:55
tyfoly ( 01/09/2006 15:20)
piment farcie
mba ahoana kay ny recette gasy raha hanao piment farcie? misaotra mialoha e!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/09/2006 20:23
malalatinasoa ( 01/09/2006 14:15)
Voan-dalana malagasy
Inona kay rizareo ny karazana toaka malagasy tsara azo atao voandalana. Mba te hanandrana manko ny namako vitsivitsy maromaro nefa za tsy mahalala afatsy ny THB :). Misaotra o. ... tohiny
novalian'i cutie ny 03/09/2006 18:03
lucfre ( 01/09/2006 14:12)
bizina
Ahoana no hijerena ny photo ao anaty bizina sy hamataran'ny olona fa misy photo ny bizina nalefako. Ny bizina napetrako t@ 25/08/06 koa mba tiako hofafana, fa soloiko an'ilay androany.... tohiny
novalian'i hery ny 02/09/2006 08:07
lucfre ( 01/09/2006 13:19)
Bizina
Ahoana no tsy mivoaka hatramin'izao ny bizina nalefako maraina nefa voalaza fa efa voaray miaraka @ photo?... tohiny
novalian'i hery ny 01/09/2006 13:23
Nickovy ( 01/09/2006 12:48)
Tsy ratsy an!
http://www.dearallofyou.com/sacredheart/ ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/10/2006 06:41
xxx ( 01/09/2006 12:39)
Faran'ny volana
Tena mba mampalahelo mihintsy ry zareo ,fa mintaintaina ambodiriana foana lava'zao rehefa faran'ny volana,akaiky ny arabe ny tranonay ,any amin'ny 10 ora alina ,@ 11 ora alina any mbola maheno horakor... tohiny
novalian'i fasaly ny 07/09/2006 17:58
hery ( 01/09/2006 10:39)
Zava-baovao: Ny hafatra farany indrindra
Hitanareo ao amin'ny takelaka fandraisana ao amin'ny namana ny hafatra farany indrindra voasoratra eto amin'ny forum amin'izao fotoana izao. La caravane passe :-P... tohiny
novalian'i mimich ny 08/09/2006 07:22
Fiffi ( 01/09/2006 10:38)
FOMBA FISAONANA .
Lasa ny heritreritro raha namaky an'izay lahatsoratra hitako zay hoe mbola misy mihintsy ny Malagasy rehefa misaona de [b]6 volana misaona mainty ranoray , 6 volana misaona "pied de poule" [/b] zany... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/09/2006 20:52
ralos ( 01/09/2006 09:08)
Tsingerintaona anio
Arahabaina manokana ireo namana manana tsingerintaona androany (01/09) rehetra: Adorante-BEAUTIFULL-bkaan-Christian-jeanbruno- kantic-lepouta-livakely-mamilalao-miantsaharimanitra-minamana-pinkielov... tohiny
novalian'i Simpona ny 04/09/2006 09:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.2652