bizina

1. lucfre ( 01/09/2006 14:12)
Ahoana no hijerena ny photo ao anaty bizina sy hamataran'ny olona fa misy photo ny bizina nalefako. Ny bizina napetrako t@ 25/08/06 koa mba tiako hofafana, fa soloiko an'ilay androany.
novalian'i hery ny 02/09/2006 08:07
2. hery ( 01/09/2006 14:30)
Miseho ny sary raha misy sary ilay izy kah.

http://serasera.org/bizna/index.php?option=com_classifieds&Itemid=2&task=view&id=294&lang=mg ohatra ny bizna misy sary.
3. lucfre ( 02/09/2006 05:53)
Salut ! Efa nampidirinay ilay sary nefa tsy nipotra, sa misy fomba hafa fampidirana azy? sa inona no tokony atao?
4. hery ( 02/09/2006 08:07)
Manahoana:
MIala tsiny fa tsy nandeha ny fampidirana sary teo :-( tamin'ilay nifindra serveur.
Azonao fafaina indray io dia ampidiro amin'izay ny sary.

Marihina fa azonao fafaina ny bizna napetrakao. Misy email voarainao dia misy rohy famafana azy any.

Misaotra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0574