MENU DU JOUR

1. boubounezy ( 01/09/2006 21:40)
aleo ndray alou anao rou mazava ndray e! hena omby na trondro lena na maina.
andraoy ny nena omby, aza atao tena masaka lotra
refa ritra dé arotsay ny tongolo endasina miaraka @ avy eo arotsay ny votabia ny tongolo gasy sy sakamalao efa madio sy votetika.
afangaroy tsara sady enasina iany
arotsay ny amanalao efa madio sy vôtetika dé mbola afangaro tsara
refa somary mifintina iny @zay dé asio rano betsaka @ itiavanao azy dé saromy angotraka eo @ 10 na 5mn eo dé vonoy ny afo.

ra trondro lena dé endaso alou ny trondro zay vô atao mitovy @ hena ny fahandro azy fa tsy adraona ela be ny trondro akory

ra trondro maina dé otrany lé récéty trondro maina @ coco fa saingy tsy asina coco fotsiny.:miam::miam::miam::miam:

2. vale ( 01/09/2006 22:20)
mmmmmmm, sady mety tsara amzao andro mihamangatsika zao zany,mmmm, mesi ky boubounezy ah!:-*
3. boubounezy ( 02/09/2006 10:01)
vale:-*(l)
4. miangalyandria ( 02/09/2006 14:10)
misaotra boubounezy a ! efa lasa saina aho hoe trondro lena atao rony, izay aho vao nahita an'izany mantsy, andraso fa andramako io e !:-*
5. boubounezy ( 02/09/2006 21:29)
mbola a;-)sinao angivy ra mahita enao, andramo fa ny sianaka no mpanao io trondro léna rou mazava io sy angivy fa tena tsara be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5204