Hanokatra MSN !
1. andoniaina
(
01/09/2006 16:32)
Mbô mila toro-hevitra avy aminareo aho hoe:ahoana kay ny zvtra tokony hatao raha vao hanokatra boîte MSN mihintsy,de misaotra mialoha :!::!:
répondu par fens le 03/09/2006 18:46
2. cutie
(
01/09/2006 23:28)
refa manokatra compte ve zany :roll::roll:
sa raha te hanokatra compte :roll::roll:
sa raha te hanokatra compte :roll::roll:
3. tanie
(
02/09/2006 07:15)
za koh reto mba te ahafatatra hoe ahoana ny fanokafana msn za efa manana koty fa tsy mety misokatra mitsy le msn yahoo ke koty a
4. hery
(
02/09/2006 11:28)
Raha manana olana na amin'ny yahoo na amin'ny msn dia afaka manandrana an'ity site eto ambany ity. Tonga dia mandeha.
http://meebo.com
http://meebo.com
