Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i lucfre, milahatra araka ny daty
lucfre
(
02/09/2006 05:58)
bizina
Salut ! Efa nampidirinay ilay sary nefa tsy nipotra, sa misy fomba hafa fampidirana azy? sa inona no tokony atao?
...
tohiny
novalian'i hery ny 02/09/2006 08:40
lucfre
(
01/09/2006 14:12)
bizina
Ahoana no hijerena ny photo ao anaty bizina sy hamataran'ny olona fa misy photo ny bizina nalefako. Ny bizina napetrako t@ 25/08/06 koa mba tiako hofafana, fa soloiko an'ilay androany....
tohiny
novalian'i hery ny 02/09/2006 08:07
lucfre
(
01/09/2006 13:19)
Bizina
Ahoana no tsy mivoaka hatramin'izao ny bizina nalefako maraina nefa voalaza fa efa voaray miaraka @ photo?...
tohiny
novalian'i hery ny 01/09/2006 13:23
