Bizina

1. lucfre ( 01/09/2006 13:19)
Ahoana no tsy mivoaka hatramin'izao ny bizina nalefako maraina nefa voalaza fa efa voaray miaraka @ photo?
novalian'i hery ny 01/09/2006 13:23
2. hery ( 01/09/2006 13:23)
Rehefa mampiditra bizina dia Mariho tsara hoe oviana no miseho farany.
Io napetrak'i lucfre io dia nataony hoe androany no miseho farany... diaefa tsy misey intsony :-(

Avereno ampidirina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1144