Federalista!!!!

1. Herimiafina ( 01/09/2006 16:21)
Misy mandika vilana ho fisarahambazana izy io kanefa hitako ohatry ny tsara trandrahana ihany.

Asa ahoana ny hevitrareo?

raha izaho manokana mantsy dai tena hitako tsy handeha mihintsy io toe-draharaha io raha tsy miditra amin'io isika, manana ny hevitro aho dia tiako ho verifier-na klé. Tairo klou ny resaka! :^):wink:
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:25
2. Achia ( 01/09/2006 20:15)
ny zavatra rehetra ne misy lafiratsiny sy tsara daholo e fa ra ny ratsy no betsaka aleo adaboka fa mety maro ny ol no tsy de mahazaka io a !
3. fijo ( 01/09/2006 21:40)
herimiafina,raha ilay federalisma araka ny droit contsit dia tsara ary mety azo ampiarina ao mada.
ny zanak'i botokeky minisitra taloha dia efa nanana sosokevitra momba io,ary hevitra tsara rafitra mihintsy ilay nataony.

saingy ilay federalisma tamin'ny resaka 1991 iny kosa,zavatra natao hampisarahana fotsiny,fa tsy le hevitra misy base juridique
4. Herimiafina ( 02/09/2006 08:07)
Izay indrindra no tiako hiaviana! Raha ny fomba fahitako azy, ny fiatraikan'ny resaka politiak amin'ny resaka ekoniomika, sy ny fandroasona'ny faritra tsirairay dia mitombina kokoa ny federalisma.
Indrisy anefa fa lasa toy ny zava-doza, ratsy sy tsy mety foana izy io ho an'ny olona satria izay no novoizina tamin'ireny 1991 ireny. :roll::-w
5. Achia ( 02/09/2006 17:46)
ye tena milay mitsy io ra tena entina @ resaka fampandrosoana fa nefa ohatra ny mahita aho fa hisy faritra tena tsy handroso mitsy ary mety ho gisitra mitsy azy de ho tonga indray ny fialonana sy resaka maloton':twisted:
6. Herimiafina ( 02/09/2006 18:57)
Ireny efa ao anatin'ny feu de l'action dia zavatra tsy maintsy hisy ary hipoitra kah, fa ny mesure raisina hiantrehina izany no tokony volavolaina ihany koa!
Misy io olan afialonana sy tsy fitoviana io raha mbola mijanona antaratasy fotsiny ny resaka deconcentration sy ny decentralisation fa tsy misy fahefana tena mipetraka.

Kisarisary: lasa antaratasy sy ambava fotsiny ihany ilay decentralisation sy deconcetration ohatra satria ny ankamaroan'ny zavatra rehetra dia mbola any Tana avokoa no hatao ary tsy dia manana fahefana firy ankoatry ny maha-biby fampitahorana azy ny Olompanjakana lehibe any amin'ny Province sy ny Prefecture, region, sns...:}
7. cutie ( 02/09/2006 21:03)
Mbola tsy mahazaka an'zany federalisme zany Dago e :-w:-w:-w
8. Herimiafina ( 03/09/2006 15:46)
Ny zaka foana no natolotra hatramin'izay kanefa nitondra aiza? :-D:-w
9. cutie ( 03/09/2006 17:47)
de in le zaka :-D:-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 03/09/2006 18:31)
Excuse retsy izany hoe tsy zaka izany an! Mbola tsy nandramany akory dia efa nataony hoe tsy zaka sahady. hehehehe:-D
11. cutie ( 03/09/2006 18:38)
Mbola tsy nandramany akory dia efa nataony hoe tsy zaka sahady. hehehehe
:roll::roll::roll::roll:
tsy efa izy nga @ zao fotoana zao
12. Herimiafina ( 03/09/2006 18:42)
Mety ho izy antaratasy fa tsy izy amin'ny tena tokony ho izy ara-bakiteny! :-D
13. cutie ( 03/09/2006 18:42)
dikan'zany tsy zaka :-D:-D:-D:-D
14. Herimiafina ( 03/09/2006 19:11)
Tsy zakan'iza, hazavao tsara hoe retsy fa sady tsy mazava no flou be no tsy misy fanazavana mazava manaraka azy klé.
Manjary tsy mihaino mantsy aho :-D
15. cutie ( 03/09/2006 21:26)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 02-09-2006 23:03:18
Lohateny : Re : Federalista!!!!
Mbola tsy mahazaka an'zany federalisme zany Dago e
16. Herimiafina ( 03/09/2006 21:31)
Io efa hitako sy henoko foan, fitenin'i Pr Zafy Albert io fa ny antony hitenenany izany no tsy mbola haiko. Ka inona ary no antony sa tenenina fotsiny ohatry ny miteny bonjour io teny io? :-w:^)
17. cutie ( 03/09/2006 21:33)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 03-09-2006 23:31:57
Lohateny : Re : Federalista!!!!
Io efa hitako sy henoko foan, fitenin'i Pr Zafy Albert io fa ny antony hitenenany izany no tsy mbola haiko. Ka inona ary no antony sa tenenina fotsiny ohatry ny miteny bonjour io teny io?

jereo ny manodidina anao
za manko tsy any Dago :-D:-D:-D
18. Herimiafina ( 03/09/2006 21:44)
Aleo miandry valiny hafa ve ny dikan'izany? :-w
19. cutie ( 03/09/2006 21:45)
ngamba :-w:-w:-w:-w
za tsy mahavita manoratra lava be ohtranareo ka :-D:-D:-D
20. Herimiafina ( 03/09/2006 21:47)
Aleo aloha miandry famafana fa toa mivilana izany resaka izany! :oops::-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.069