Federalista!!!!

21. cutie ( 03/09/2006 21:50)
:oops::oops::oops::oops:
non tsy hamafa tsony hono ry zareo ka
avereno @ laoniny fotsiny ny size :-D:-D:-D:-D
le mpampiditra size no lazaiko io a :lol::lol::lol:
22. prime ( 04/09/2006 12:08)
Misy marina io lazain'i fiffi io an... tsy ilay hevitra no tsy zaka fa ilay fandrosoan'ny hafa mihitsy mihoatra noho ny tena no tsy zakan'ny sasany... "ory hava-manana... aleo ny lasa aloha mihemotra fa tsy misolantsolana eny aloha miseho miavaka @ besinimaro"... mbola izany no toetsaina maro aty dago...
Ny tena ahitàna azy dia rehefa misy olona ambony mba sendra solafaka na nianjera kely dia efa mihoraka avokoa babay sy lohavohitra... Tsy hisy hanome tanana eo na iray aza hanarina... Hany ka ny mpinamana akaiky no mifanampy... d rehefa manao indray ireo d lazaina resaka copinage daholo indray... Nefa fianakaviana iray aza ny sasany an...
23. fijo ( 05/09/2006 22:11)
prime tena marina io fomba fahitanao azy io.

le izy aloha,raha ny tantara ao mada no resahana,dia io no rafitra tsara.tsimaintsy miainga amin'ny tantara koa mantsy no hifidiannaa rafitra.

saingy ilay izy,tsy ampy fanazavana ny vahoaka ,hany ka navadiky ny sasany le hevitra.
24. prime ( 07/09/2006 13:09)
25. fijo ( 07/09/2006 22:05)
izay foana no olan aany amintsika.ny antony dia ireo mpanao politika mihintsy no manao izay tsy ahalalan'ny vahoaka.sao mihoatra azy ka tsy zakany.
26. prime ( 13/09/2006 10:39)
sao d hoe mahalala ny fanaony fa tsy hoe tsy zakany?...:lol:
27. fijo ( 15/09/2006 22:10)
izay indrindra.
28. prime ( 19/09/2006 15:19)
:lol:
29. fijo ( 21/09/2006 22:58)
polifika,polifika
30. prime ( 22/09/2006 12:08)
malefika...
31. fijo ( 22/09/2006 22:12)
hoantsika.izay no olana anie e,isika no voa foana.
32. prime ( 26/09/2006 11:41)
tsara ny federalisma raha hay ny mampiasa azy fa mbola maro ny tsy maty voalavo an-kibo...
33. fijo ( 27/09/2006 22:25)
izay.le tanjona tao no ratsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0095