hitady sary

1. landza ( 06/09/2006 07:42)
ciao hery mba saika hanotany aho hoe ohoana kay no fomba hijereko sar in'olona iray fontsiny ?satria aho nandeha tao @ ilay hoe sary rehetra de tena be dia be ilay izy nefa sarin'olona 1 fotsiny no tiako jerena, ary ahoana no hafantarana fa manana sary aho ilay olona? grazie
répondu par hery le 06/09/2006 09:00
2. hery ( 06/09/2006 07:54)
Ciao Landza,

Mandehana ao amin'ny mombamomba an'ilay olona.
Ny fijerena ny mombamomba ny olona iray dia toa izao
http://serasera.org/namana/iza:solonanarana

Ohatra hoe
http://serasera.org/namana/iza:landza

Dia jereo raha manana sary izy.

Nahitsin'i hery
répondu par hery le 06/09/2006 09:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5279