Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i elsami, milahatra araka ny daty
elsami ( 06/09/2006 07:23)
tononkira ANILANAO FOANA (JOY K sy Nampoina)
Mba mitady ny tononkira ANILANAO FOANa an'i JOY K:lol:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/09/2006 05:34
elsami ( 28/07/2006 05:05)
Tokantrano kristiana sy ny Film X
Mety aminao tokantrano Kristiana ve ny fijerena azy ireny . Azo kilasiana toy ny asan-devoly ve izy ireny sa azo raisina ho toy ny fanentanana mba hahatsaratsara kokoa ny firaisana hampifamatotra bebe... tohiny
elsami ( 28/07/2006 05:01)
Misy vokadratsiny ho an'ny mpivady ve ny fijerena film X
Mety hisy vokadratsiny ihany izy io satria tsy miainga avy amin'ny andaniny na ny ankilany ny filàna fa entanin'ilay Film ka mety hampihena ny filàn'izy ireo raha mizatra mijery an'izay izy ireo fa ... tohiny
elsami ( 27/07/2006 11:23)
Ny vehivavy sy ny probleme tokantrano
olana mianjady @ vehivavy io h@ zao taona arivo fahatelo izao na ara-pitiavana io na ara-piaraha-monina izay tokony mba hitadiavana vahaolana haingana, mahazo vady olana, tsy mahazo mbola olana hafa i... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/08/2006 05:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073