Misy vokadratsiny ho an'ny mpivady ve ny fijerena film X
1. elsami
(
28/07/2006 05:01)
Mety hisy vokadratsiny ihany izy io satria tsy miainga avy amin'ny andaniny na ny ankilany ny filàna fa entanin'ilay Film ka mety hampihena ny filàn'izy ireo raha mizatra mijery an'izay izy ireo fa mety misy kosa angamba taona tokony mba ilàna ihany ny fijerena azy sa ahoana hoy ianao?
novalian'i Herimiafina ny 29/07/2006 15:28
2. texe
(
28/07/2006 05:30)
arakaraka enao iany no mapisy vokadratsiny sy ny tsy mapisy azy.de enao mahalala azy de izay mety aminao no milay
3. lolabe
(
28/07/2006 05:49)
Ny voka-dratsiny raha ny fijeriko azy de lasa dominé-n'ilay film loatra indray le mpivady ka rehefa mieritreritra hanao firaisana de tsy mba manana ny maha izy azy fa lasa mijery foana aloan'ny hanao firaisana. Fa ny hoe ilaina ve sa tsy ilaina ny fijerevana azy ianao ihany no mahalala izany ary aleo mba secret-ny mpivady izany fa tsy tantaraina @ olona, ny vehivavy mantsy no tena mpitantara any @ namany.
4. labomba
(
28/07/2006 06:26)
Tsy vokadratsiny zany io, vokatsoa ara no tena azo. Mbola tsy naheno aho atramizao hoe nisaraka izy roa satria mpijery film diso tafahoatra ranamana. Ny film ara no manampy mba ahatonga le feeling. Marihiko fa ny vokadratsy amiko de tsisy afatsy ny fisarahan'olondroa ihany.
5. mandrindra
(
28/07/2006 07:09)
io ny sain'ny olombelona no mibaiko fa tsy ny film. noho izany tsy hiteraka vokadratsy ny film fa toy ny zavadrehetra io, anjaran'ny tsirairay no maka izay hitany fa tsara sy miady amin'ny piesiny ao amin'izay rehetra hitany
6. Penhell
(
28/07/2006 12:15)
Tsotra kely io.Fantaro ny zavatra rehetra dia tazony izay tsara.Tsy voatery ho film no azo jerena fa ao indrindra ihany koa ny boky.Dia lanjalanjao amin'izay ry mpivady isany.
8. Herimiafina
(
28/07/2006 16:41)
elsami:
Mety hisy vokadratsiny ihany izy io satria tsy miainga avy amin'ny andaniny na ny ankilany ny filàna fa entanin'ilay Film ka mety hampihena ny filàn'izy ireo raha mizatra mijery an'izay izy ireo fa mety misy kosa angamba taona tokony mba ilàna ihany ny fijerena azy sa ahoana hoy ianao?
Io arakariky ny zavatra ratsy ataon'izy mivady ihany e! tsy tokony hisy ny olana fa ny olombelona ihany no manamboatra ny olana araka izay ireveny azy ao! :wink:
9. essera
(
29/07/2006 04:54)
Ka ny olana ange, misy tsy mahataty d mivoaka fa tsy vitan-dramatoa ilay exercice b nataon'ilay tany am film X.
D ilay ramato ko tsy mahataty fa veti2 loatra ranga nony vitan'ilay razoky tao am film x.
==> Tandremo ihany fa mampanita-tsaina io zavatra io.
Mila fehezina fa raha maivan-doha tsy mila mijery fa :^)
D ilay ramato ko tsy mahataty fa veti2 loatra ranga nony vitan'ilay razoky tao am film x.
==> Tandremo ihany fa mampanita-tsaina io zavatra io.
Mila fehezina fa raha maivan-doha tsy mila mijery fa :^)
10. Herimiafina
(
29/07/2006 15:28)
elsami:
Mety hisy vokadratsiny ihany izy io satria tsy miainga avy amin'ny andaniny na ny ankilany ny filàna fa entanin'ilay Film ka mety hampihena ny filàn'izy ireo raha mizatra mijery an'izay izy ireo fa mety misy kosa angamba taona tokony mba ilàna ihany ny fijerena azy sa ahoana hoy ianao?
Tena ohatry ny misy ihany rehefa tena niheritreritra aho satria mampifoha curiosité hafahafa e, de rehefa tsy azo dia lasa mitady any ankafa.
Betsaka retsy aty aminay aty izao no mpivady mitady olona fahatelo hiaraka hanao X aminy klé. :^)