11 sept 2001 -11 sept 2006 .......AIZA I BEN LADEN?

1. lemenakely ( 09/09/2006 12:31)
Isan'ny mbola tena nofy ratsy teo @ tantaran'i AMERIKA ny raharaha 11 sept 2001! eny fa na manerana an'izao tontolo izao mihinsty aza.

Araka ny fantatsika dia nirodana moa ny 2 tours jumelles atao hoe WORLD TRADE CENTRE izay reharehan'ny amérikanina raha resaka momba ny opérations bancaire sy ny varotra ary ny bourses!

Ireo olona nanao ny terrorime moa dia efa fantatra daholo hoe iza avy ! Ny ati-doha nikotrika ary ny énnemi numéro 1 dia i BEN LADEN! asa aloha na fahamarinan'io hoe tena izy tokoa SA TSY IZY!

Ny zavatra tena mahavariana dia mandrak'izao dia TSY HITA mihintsy aloha ingahy BEN LADEN izany hoe 1825 andro izay ,satria 365* 5 ans dia tsy mbola hita ary tsy mbola tratra mihintsy izy !

Raha oharina @ i SADAM HUSSEIN ohatra dia vetivety ranamana dia tratra tao TIKRIT tanàna nahaterahany.

Fantatry ny amerikanina fa ao AFGHANISTAN no misy ny tobiny sy ny Q.G (Quartier Général).Nefa mandrak'izao aloha dia tsy hita mihintsy izy!
Na dia manana fitaovana ari-fomba sy tonga lafatra toy ny satellites éspions sns ...ny amérikanina dia
lany aika mandrak'ankehitriny.

Ka raha fehezina izany dia tsy azo tsinotsinoavina mihintsy ingahy BEN LADEN fa dia enga anie mbà tsy ho maro ny toa azy fa dia tena mahavariana tokoa !
2. Fiffi ( 09/09/2006 12:47)
mety efa maty angamba lery zay no mahatonga azy tsy hita intsony !
Rehefa nodinihina tsara daholo hono ireo casety vidéo nalefany de fosika daholo ! hampatahotra fotsiny ?
3. xxx ( 10/09/2006 01:30)
inty aho eh
4. Fiffi ( 10/09/2006 05:59)
:roll:
5. madagasikara ( 10/09/2006 11:57)
Za koa mieritreritra toa an'i Fiffi izany, mety efa maty izy fa ny vahoakany tsy hilaza amin'izao tontolo izao mihitsy, fa dia aleo hifanjevo eo fotsiny.
6. Fiffi ( 10/09/2006 13:32)
jereo fotsiny ange eh! t@ SADAM HUSSEIN tratra iny ! izy irery ange no hita anaty lavaka iny eh! ny olona niaraka taminy rehetra nitsaoka daholo ! izy nefa president !!! fa i ben laden inona ? fa de asa aloha fa zah hoa tena miheritreritra hoe efa maty izy !
7. andry08 ( 10/09/2006 19:13)
Any @ zone tribale izy, any pakistan
8. Fiffi ( 10/09/2006 20:41)
fa tsy fantatra akia na mvbola velona na tsia ? izy koh efa tena hantitra be ! ary raha ohatra hoe marary ? tsy maintsy hivoaka tao anaty lavany fihafenany ao!
9. naritsimba ( 11/09/2006 09:32)
zà ben laden gasy ô! hihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0667