TSISY TARATASY TSONY

1. tsoupou ( 09/09/2006 08:23)
Tany am bar iray, nisy sipa nanantona ny bar
Sipa : (sady misafosafo ny tarehan'ilay barman) Ianao ve no tompon'ity toerana ty ???
Barman : An an an ka, fa aona ???
Sipa : (sady milalao ny volombavan'ilay barman) Afaka mba antsoinao ve izy ???
Barman : An an an ka, impossible, zaran lery ary misy manafosafo
Sipa : Enao ko o (sady atsofony any ambavan'ilay barman ny tànany, dé razoky koa milelaka soa amantsara), naika mba ametraka hafatra ho azy ary e
Barman : (sady milelaka ihany) Inona ary lé hafatra e ???
Sipa : Mba afaro izy hoe tsisy taratasy tsony any am toilette des dames dé voatery nataoko tam tàanako zao nena teo =)) =)) =))
novalian'i kala ny 22/09/2006 08:37
2. Samoana ( 09/09/2006 08:27)
sao io kala io de mbola le mpianatra médecine voalaza tetsy ambany=))?
3. tsoupou ( 09/09/2006 08:30)
An an an ka, raha lé mpianatra io dé mora kiriko ka :D
4. pissoa ( 09/09/2006 10:29)
beuurk :-D:-D:-D
5. tsoupou ( 09/09/2006 11:18)
Nga ko pissoa mora kiriko otran'ny mpianatra medicine ??? =))
6. andry08 ( 09/09/2006 12:52)
Nihinana ny tsy fihinana=))
7. pissoa ( 09/09/2006 17:48)
tsoupou ... beurk io na dai tsy mora kiriko azany zah :-D:-D:-D
8. ravakamalala ( 17/09/2006 21:55)
aza mba môla ihany oa! :-D:-D
9. kala ( 18/09/2006 15:08)
:-D:-D:-D sahaza hoan'ny TDM zay ka
10. ikalakintina ( 21/09/2006 11:07)
:-D
11. kala ( 22/09/2006 08:37)
:-D:-D

ikalakintina > hum mimeme indray maka fotsiny an! fetsy =))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1719