TSISY TARATASY TSONY
1. tsoupou
(
09/09/2006 08:23)
Tany am bar iray, nisy sipa nanantona ny bar
Sipa : (sady misafosafo ny tarehan'ilay barman) Ianao ve no tompon'ity toerana ty ???
Barman : An an an ka, fa aona ???
Sipa : (sady milalao ny volombavan'ilay barman) Afaka mba antsoinao ve izy ???
Barman : An an an ka, impossible, zaran lery ary misy manafosafo
Sipa : Enao ko o (sady atsofony any ambavan'ilay barman ny tànany, dé razoky koa milelaka soa amantsara), naika mba ametraka hafatra ho azy ary e
Barman : (sady milelaka ihany) Inona ary lé hafatra e ???
Sipa : Mba afaro izy hoe tsisy taratasy tsony any am toilette des dames dé voatery nataoko tam tàanako zao nena teo =)) =)) =))

novalian'i kala ny 22/09/2006 08:37
2. Samoana
(
09/09/2006 08:27)
sao io kala io de mbola le mpianatra médecine voalaza tetsy ambany=))?