efa mila fahazavana ny mpianatra sy ny mpiasa

1. felanawil ( 11/09/2006 16:32)
3 millions FMG = convertisseur 12/220 Volt, batery (2) 12 Volt 70 Ah, panneau solaire iray ichargena ilay batery, tsy rediredy ny ahy fa izany no ampiasain'ny ray amandreniko any ambanivohitra any dia manana jiro 220 vlt izy ao antrano izany hoe afaka mampiasa frigo, tele, sns tsy voantanisa, tsy mandoha facture @ jirama intsony sady tsy mijaly @ fahatapahanjiro, attends, 3 millions fmg, omena an'i jirama ao anatin'ny eritaona izany, ny batery ihany anefa no mila soloina isaky ny 5 taona, mba atsipazo @ manodidina anao ihany ny hevitra fa ho an'ny mpitondra anie ka toy ny hoe ny economie aloha vao ny fahasalamana eh, ary vola aloha vao tombontsoa;-):@
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:15
2. zefa ( 11/09/2006 17:25)
manahoana
fa aiza no mividy le panneau solaire de ny habeany manao ahoana mora installena ve ary autorisé ve na amin ny toerana efa misy jiro aza
misaotra
3. felanawil ( 11/09/2006 18:27)
tykoa tena zefa mihintsy:^)
4. simplex ( 11/09/2006 18:38)

Mba tsy mahafantatra kosa fa aza atao an'izany e.

Ny tsy notenen'i felanawil de ohatrin le panneau solaire :?::?: Vao ilay 3 millions fotsiny aza de tsy ny sarababem-bahoaka nohanana an'izany.

Tsara le hevitra an, ra misy ny atao mety azo heritreretina ihany. Mety hoe vahaolana hoan'ny Jirama koa ary io, indrindra hoan'ireo toerana ampiasana "thermique"...

:-*:-*
5. Fiffi ( 11/09/2006 18:52)
aty ivelany aloha de efa bdb ny mampiasa an'io an! indrindra raha resaka chauffage fa tena economie be mihintsy io an!
6. gille ( 12/09/2006 15:31)
fa nga moa any an dafy i fiffi e!
raha any ianao de mb
7. fijo ( 12/09/2006 22:15)
mahaliana fa mba omeo daholo izay lany sy ilaina rehetra?
8. lapino ( 13/09/2006 02:29)
Mba omeo antsipiriany marina ry felanawill fa mahaliana izany!
9. prime ( 13/09/2006 12:07)
Mba tiain'ny besinimaro omena antsipiriany izany ireto e (raha azo atao) : ohatrinona ny?
> panneau solaire
> battérie
> ny frais d'installation
> garanties
> services d'entretien et de réparation + manuels d'utilisation (sao d teny kelimaso ohatsa...)
Miala tsiny fa mahasoa le iz ka mahaliana ny maro e...
10. fijo ( 15/09/2006 21:55)
nahita momba an'io aho mantsy taty frantsa,fatsy io mihintsy ny vidiny.fa toa manakaiky ny 10 000€
11. felanawil ( 16/09/2006 13:33)
izao ary ny atsipiriny azoko omena antenisany eh, ny convertisseur no tena maika, raha mahay mi-debra enao dia mahazo atr@ ny 1300000 raha be indrindra, raha any andafy enao no manafatra dia tsy latsaka ny 150 Eur ny @ ilay kely puissance indrindra izany, @io 1M300 FMG io = 1000 watts raha kely indrindra, ny batterie na i Zefa aza mahalala ny vidiny fa raha sahala amiko aloha dia ery Atohomadinika misy manamboatra sady mora no azonao atao atr@ ny 70Ah, 12V io ry Zefa an! 200 000 na 150 000 FMG eo ho eo raha mahay miady varotra tsara enao, eh gasy ny tena fa aza arina ny fomban'ny ntaolo eh! ny panneau solaire 1500000 raha , une fois de plus, ozy ry vaza, mahay midebra tsara enao, mandehana atrany mahajanga fa ny zavatra mora vidy rehefa betsaka ny mpividy, ary any mahajanga efa betsaka ny mampiasa panneau,tany aho no nividy ho an'i papako, arrivage teny @ port sendra par hazard no nediko varotra, ny installation electrique moa dia hafa izany, otran'ny @ JIRAMA ihany, dia ilay fil makany @ compteur iny no asina prise lehibe dia branchena @ ilay convertisseur, tsisy entretien zany ndry prime fa aza de amptovizina ny any ampita an! moa raha te ananana ny otran'ny any andafy enao zany ohe miaraka @ installation sy garanties sy entretien, sy tsisy "debrouille" dia ataoko fa any @ 10 000 Eur any ho any koa ny vidiny koa anjaranao no misafidy, zay fa mbola andeha androtsabilin'omby aloha eh,raha misy porobolemo hafa enao dia lazao eto fa tsy hisalasala aho satria tiako loatra nareo ry zanako isany
12. fijo ( 21/09/2006 22:43)
eka ry neny,ka izao,ndao isika sy enao hanao aferan'io ary fa mety ahazo tsara ka.
13. prime ( 26/09/2006 12:03)
:°):-D:-D:-D
14. fijo ( 27/09/2006 22:15)
asa ko,toa ahazo raha dinihana le izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0756