Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
helitiana ( 16/09/2006 13:18)
sao mba..
Sao mba misy mahafantatra ilay mpanoratra hoe:"Christophe Rabearimanana " kay ianareo ,misy tononkalony iray izay ho aho tiako be manomboka @ hoe:"olona tsy vanona mpambotry firenena...",dia tsy haiko... suite
répondu par fiderana le 17/10/2006 12:00
Aino ( 16/09/2006 13:08)
sary
mba tiako ry zareo ny maka sary na de tsy misy ilaivana azy aza no angalako azy!! ka moa ve aminareo hireo mba misy tena tia maka sary ihany koa.... suite
répondu par vakiniadiana le 26/09/2006 11:30
ftma ( 16/09/2006 09:29)
mandihiza rahitsikitsika
Sao mba misy mahalala ny tonin'io hira io ianareo?... suite
répondu par mandrindra le 22/09/2006 08:22
fudji ( 16/09/2006 05:10)
TETIKASA
Bjr agoana ny hevitrao mikasika ny SGS eto Mada ... suite
répondu par fens le 25/09/2006 18:23
zandikely ( 16/09/2006 04:03)
Resabe momba ny discours nataon'i Pape Benoit XVI
Niteraka resabe na hatezerana amin'ireo firenena silamo ny lahateny nataon'i Pape Benoit XVI raha nanatitratitra ny tsy fiarahana fivavahana sy ny herisetra ary naveriny tao ny phrase nolazain'i emper... suite
répondu par prime le 10/10/2006 13:34
boubounezy ( 15/09/2006 21:02)
MENU DU JOUR
hena omby sy haricot véra andraoy ny hena omby ho masaka enjakenjana refa ritra ny hena arotsay ny tongolo bé ho mangirana arotsay ny votabie sy tongolo gasy, asakamalao efa vovofy sy votetika m... suite
répondu par mimich le 06/10/2006 11:41
lagoon ( 15/09/2006 20:41)
1 vola sisa ry pierrot a!Ka modià raha sahy e!
PIERROT RAJAONARIVELO. L’ouverture impromptue du dépôt de dossier de candidatures contraint l’ancien vice-Premier ministre à bouger de son exil parisien. Un mois pour rentrer d’exil ! ... suite
répondu par fijo le 27/09/2006 22:07
dolby ( 15/09/2006 15:08)
Manimba ve ny maha-Kristianina
Mahagaga sy mahavariana fa raha vao misy resaka somary mivoana kely, na resaka tokony hiadiana hevitra malalaka dia tonga dia mivatravatra be (agressif) ny Kristianina manome valiny manampim-bava, sat... suite
répondu par soanja le 07/10/2006 11:58
dailynews ( 15/09/2006 14:57)
misionera amerikana
marina ve iznay resaka hoe misionera amerikana izany voaraoka tao majunga raha nomena 48h monja hodiany any antanindrazany ? fa inona no nitranga ? ... suite
répondu par dailynews le 17/09/2006 21:10
prime ( 15/09/2006 14:09)
Any @ fahafiry ny laharanao eo @ fiarahamonina???
[u]Ny laharan'ny olona dia miankina @ rang binaire misy azy :[/u] 000000001, 000001000, 00100000, 100000000... dia aiza ho aiza aby isika??? ingahy/ramatoa "banal(e)" sa ingahy/ramatoa "meilleur(e)" s... suite
répondu par prime le 10/11/2006 15:16
prime ( 15/09/2006 14:07)
misy vidiny avokoa ny olona rehetra???
[u]Ny olona rehetra hono dia misy vidiny :[/u] misy amintsika dia mamadika ny fanapahan-kevitra sy ny fandresen-dahatra ao anaty rehefa tonga eo @ ilay summum... ny sasany quelques millions, d'efa na ... suite
répondu par prime le 10/11/2006 15:17
diamondra27 ( 15/09/2006 13:00)
olona mi-abuser
ahoana indray ny hevitrareo @ny olona mi-abuser ny confiance na zavatra hafa... suite
répondu par prime le 03/11/2006 10:13
dolby ( 15/09/2006 10:17)
Andro zoma : inona zao no ho ataonareo rahariva ?
Inona zao no tena mba programa kasainareo atao rahariva... suite
répondu par mandrindra le 05/10/2006 08:56
xxx ( 15/09/2006 09:25)
hormone
ahoana no ahfantaranahoe mikorotana ny hormone... suite
répondu par dongadonga le 10/12/2006 09:27
robot ( 15/09/2006 09:05)
fa manin mo raha avadika ho pazzapa ndray nympanao politique
slt! dol:D lasa ho ah ny saiko eh teo ampisakafoanana aho no somary lasa saina kely eh fa manin mo raha avadika ho pazzapa ndray ny mmpanao politique eh, jereo nareo fotsiny mo;zao le vao2 ofisial... suite
répondu par robot le 21/09/2006 18:42
Ivolakely ( 15/09/2006 08:35)
satria ianao handeha
Mba mitady ilay tonokiran'i Black Jack "satria ianao handeha" lay hiran'i jean jacques goldman nadikany iny raha misy azafady!Misaotra eeee! :wink:... suite
répondu par Gasy008 le 10/08/2013 08:44
cazal ( 15/09/2006 07:34)
TENA MISY TSY MAZAVA ITY SITE SERASERA ITY
ASA RAHA MBA TSIKARITRAREO FA NAHAZO BIZOROKA BETSAKA AHO TEO ALOHA DIA GAGA AHO FA TOA LASA 21 SISA NEFA EFA 70 MAHERY NO HITAKO FARANY TAO. Ary nisy koa ireo namana tsy afaka miditra intsony eo amin... suite
répondu par xxx le 19/09/2006 23:21
bloom ( 15/09/2006 07:22)
vvvvooonnnjjjeeeeoooo fa mila tononkira maika oooo!!!!!
sali sali sali daholo aaaa:D tena mba raha misy manana tononkira ireto de mba omena za azafady: - toriny: hazolahy - malilo : ninie doniah tena misaotra :D... suite
répondu par cmbolatiana le 02/10/2006 11:24
diamondra27 ( 15/09/2006 00:42)
dessert
banane flambée maka akondro atao anaty plat de asiana toaka (inona moa le anarany teo ze mahalala?) cognac sa .... de apiretina de aroso refa aveo de voky de matory:-D:-D:-D... suite
répondu par booboo le 14/11/2006 17:14
lagoon ( 14/09/2006 23:45)
Iza @ ireo 20 nilaza fa ho hilatsaka no hihemotra??
efa mis iray aloa izao fa tsy afaka hilatsaka,iza moa izany raha tsy i Pierrot. Mbola maro koa ireo kandida fa hihemotra ary hiova hevitra @ io.Nefa mety hisy koa olona mbola tsy niteny fa hilatsaka ... suite
répondu par fijo le 27/09/2006 22:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.2102